Comptoir de l’or Ohatra amin'ny andininy

Comptoir de l’or. Arovana ny tontolo iainana ; Hamafisina ny fitantanana ny faritra voaaro (« aires protégées ») : Atao tonga eny ifotony ny hoentimiasa (olona, fitaovana harifo- mba (helicoptère, sambo,…)) ; Tohanana sy arovana ny asa fambolena sy fiom- piana mba hananan’ny mponina manodidina ny faritra voaaro foto-pivelomana mahomby ; Averina amin’i Madagasikara ireo nosy kely manodidina ; Averina amin’i Madagasikara ny tany namidin’ny mpitondra fanjakana tamin’ny vahiny ; Averina dinihina ny amin’ny ZES73 ; Fepetra fiarovana eo amin’ny politikan’ny varotra : ◗ Ferana ny fanafarana ny entana izay efa vokarina eto an-toerana ; voakasik’izany ny tsenam-baro-panjakana74