Inona tamin’ny fandaharana no tena nahafinaritra anao ? Antony Ohatra amin'ny andininy

Inona tamin’ny fandaharana no tena nahafinaritra anao ? Antony. VALINY :• “Hevitra fototra iompanan’ny miralenta” satria tena maharesy lahatra fa ny fivoizana ny miralenta eo amin’ny tsirairay dia miteraka fandrosoana.Mapivoatra ny saina ka mitarika fialana amin’ny toe-piainana raiki-tapisaka.• Ny asam-baomiera satria samy mamoaka ny heviny ny tsirairay mifanankalo hevitra.• Ny Plan d’action satria mampiova toe-tsaina, ary tsy mbola nanao izany sy ilaina eo amin’ny sehatra asa atao.• Lohahevitra faha 6, satria ahafahana mampivelatra sy mampitombo ny fahalalana efa nisy.• Ny fanazavana ny hoe miralenta satria mbola tsy naheno izany aho, ary manome zo avy hatrany ny vehivavy eo amin’ny sehatr’asa atao eo anivon’ny Kaominina.• Fahalalana bebe kokoa mikasika ny ady atao amin’ny herisetra mahakasika ny vehivavy sy ny ankizy• Fandrafetana fandaharan’asa mahakasika ny herisetra satria mahakasikamivantana ny sehatr’asa iandraiketako, ary betsaka ireo ianjadian’ny herisetra• Miralenta eo amin’ny fananan-tany, herisetra eo amin’ny fitondrana vohokaaloha loatra, miralenta eo amin’ny kolo-tsaina, fanatanjahan-tena, fialam-boly