Une sous-traitance est attribuée par la communauté de base gestionnaire par voie d’adjudication Ohatra amin'ny andininy

Une sous-traitance est attribuée par la communauté de base gestionnaire par voie d’adjudication. Dans la mise en œuvre de la procédure en la matière, elle est assistée par l’Administration forestière compétente. - ny habetsahan'ny fikapana isan-taona araka ny velarana faran'izay lehibe azo trandrahana sy habetsahana ambony indrindra ny loharanon-karena avy amin'ny ala azo trandrahana isan-taona ;- ny fizarana ho faritra ny toeram-panajariana iray- ny fomba fikarakarana- ny fepetra voalazan'ny didim-panjakana laharana faha-99-954 tamin'ny 15.12.99 mikasika ny fampaneranana ny fampiasam-bola hamokarana amin'ny tontolo iainanaAnkoatr'izany, dia tsy tokony hanimba ny fahafahana mamokatra na fampitomboana ny vokatry ny ala izany na ny zava-miaina samihafa Toko-1 - Ny amin'ny fitantanana ifarimbonana And. 13 : Ny fomba fitantanana ny ala ataon'ny vondrom-bahoaka fototra faritan'ny bokin'andraikitra araka ny modely nankatoavinà tamin'ny alalan'ny didim-pitondrana nataon'ny Minisitra miandraikitra ny ala And. 14 : Ny vondrom-bahoaka fototra izay mpitantana dia afaka misahana mivantana ny fivarotana ny loharanon-karena avy amin'ny ala notrandrahana ao anatin'ny fampitomboan-tsanda ny toekarena momba ny ala.Ny vola miditra amin'izany dia tantanina eo anivon'izany vondrom-bahoaka fototra izany araka ny fepetra voalazan'ny Didim-panjakana laharana faha-2000-27 tamin'ny 15 janoary 2000, indrindra indrindra amin'ireo andininy faha-20 sy faha-21 ao aminy. And. 15 : Ny vokatry ny ala avy amin'ny fampiasana ny zo hampiasa dia tsy azo anaovana fifampiraharaham-barotra. And. 16 : Ny fampitomboan-tsanda ny toekarena momba ny loharanon-karena avy amin'ny ala ataon'ny vondrom-bahoaka fototra mpitantana dia tsy maintsy anaovana fanefana ny vola fandoa momba ny ala voalaza ao amin'ny andininy faha-46 amin'ny Didim-panjakana laharana faha-98-782 tamin'ny 16 septambra 1998 ka ny fomba fikajiana dia faritan'ny didim-pitondrana ataon'ny Minisitra miandraikitra ny Ala.Ny vola fandoa voaray dia arotsaka ho an'ny tahiry momba ny ala araka ny andininy faha-49 amin'io didim-panjakana io. And. 17 : Ny fampiasana ny zo hampiasana sy ny fiarovana ny ala ataon'ny vondrom-bahoaka fototra mpitantana dia tsy miankina amin'ny fanefana ny vola fandoa Toko 2 - Ny amin'ny fampisahanan'asa And. 18 : Ny ala natolotra ny vondrom-bahoaka fototra araka ny fifanekem-pitantanana, herintaona aorian'ny mampanan-kery izao fifanekena izao, dia azo anaovana nankatoavina iray na maromaro.Ny fankatoavan'azy ireo dia tanterahina araka ny fepetra voalazan'ny andininy faha-3 sy faha-4 amin'ny Didim-panjakana la...