Formulaire 1 : Acte de vente simple sans procuration
Formulaire 1 : Acte de vente simple sans procuration
Izaho :
ANARANA sy FANAMPINY(1) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N° , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro,
volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), xxxxxx ao (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..); manambady an’i ANARANA sy FANAMPINY.
- MPIVAROTRA ANDANINY –
ANARANA sy FANAMPINY (2) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N° , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro,
volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), xxxxxx ao (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot )
- MPIVIDY ANKILANY –
D I A M A N A O I Z A O F I F A N A R A H A N A M A N A R A K A I Z A O
Izaho ANARANA sy Fanampiny (1) , taona ary fonenana etsy ambony dia mivarotra varomaty amin-dAtoa Anarana sy Fanampiny (2), izay voalaza anarana, taona ary fonenana etsy ambony ihany koa :
Ny xxxx xxxx hoe (Anarany Tany), titre N° , ao (Toerana misy ilay tany), izay manana habe mirefy …ares …. Centiares, araka
izay xxxx xxxx’ny xxxxx-xxxx ampiarahina amin’ity fifampivarotana ity.
Ny vidiny nifanarahanay xxx xxxxx dia (Vidiny @Ariary), izay efa tapitra voarain’ny mpivarotra avokoa ka ity fifanekena ity no solon’ny xxxxx naharaisana izany.
Ny mpivarotra dia milaza fa azy marina io tany io ary tsy mbola nataony anto-bola tamin’ny olona hafa mihitsy, koa raha misy arakaraka any aoriana dia izay hitomboan’ny vidiny no hanefan’ny mpivarotra azy amin’ny mpividy indray.
Ny mpividy dia milaza fa nahita tsara ny tany novidiany ka handray azy amin’ny toetrany ankehitriny ary handoa ny hetrany amin’ny ho avy.
Araka ny andininy faha-366 amin’ny fehezan-xxxxxx famaizana, ny xxx xxxxx dia milaza fa vidiny marina io voalaza eo ambony io. Natao an-tsitra-po tsy nisy teritery izao fifanekena izao ka iarahanay xxx xxxxx xxxxx xxxxx eto ambany.
Antananarivo, faha ……………..
NY MPIVAROTRA | NY MPIVIDY |
ANARANA sy FANAMPINY (1) | ANARANA sy FANAMPINY (2) |