fifanaraham-pitantanana itambarambe mifandraika amin’ny
fifanaraham-pitantanana itambarambe mifandraika amin’ny
ny faritra fampiasana-maharitra /
ny faritra fangalana zò nentim-paharazana /
ny faritra iasana anivon’ny faritra arovana morontsiraka sy an- dranomasina.
DINIKA
Décembre 2023
FIFANARAHAM-PITANTANANA ITAMBARAMBE MOMBA NY FARITRA FAMPIASANA-MAHARITRA / NY FARITRA FANGALANA ZÒ NENTIM-PAHARAZANA / NY FARITRA IASANA ENY MORONTSIRAKA sy AN-DRANOMASINA
SAVARANONANDO.
Araka ny didim-pitondrana laharana faha ., tamin’ny Cliquez ou appuyez ici pour entrer une
date. manendry ny mpitantana ny Xxxxxxx Xxxxxxx xxxxxxxxxxxx sy An-Danomasina .
Araka ny fifanarahana famindram-pitantanana xxxxxxxx ny Xxxxxxx Xxxxxxx morontsiraka sy An-dranomasina natao tamin’ny
. izay nifanaovan’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovain-jafy - andaniny
sy ny Tetik’asa . – ankilany.
Araka ny fankatoavana nomen’ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovain-jafy tamin’ny
..
Araka ny fankatoavana nomen’ny Fitaleavam-paritry ny Ministeran’ny Jono sy ny Toe-karena Manga tamin’ny
..
FIFANARAHANA.
Ny Xxxxx'Xxx ., izay manana ny foibeny ao ., eo ambany fiadidian' ny Ministeran' ny Tontolo lainana, sy ny Fandrosoana lovain-jafy, izay soloin'ny Xxxxxx xxxx, antsoina hoe Mpanotrona,
Andaniny,
Sy
Ny mponina ato amin' ny xxxxxx xx ny Fandrosoana lovain-jafy. , xx xxxx'ny ., Fokontany
., Xxxxxxxxx ., ., Faritra :
., misy mponina miisa , ary soloin' ny Komity Mpitantana xxxx, antsoina hoe
Ankilany,
Tao aorian'ny fizahana natao teny an-toerana xx xxx aorian’nny fifanarahana momba ny fampiasana ny ranomasina sy ny
morontsiraka dia
DIA MIFANARAKA FA :
TOKO I: FEPETRA ANKAPOBE.
Andininy 1. Ity fifanarahana ity dia mamaritra ny fomba ho xxxxx’ny mponina sy ny vondron’olona eo an-toerana manatontosa ny xxx xxxx-draharahan’izy ireo ara-teokarena, ara-kolontsiana ary ara-pivavahana; mamaritra ny xxxxx xxxxx’izy ireo misitraka ny zo nentim-paharazana ataony ary mamaritra ny fombafomba firotsahana an-tsehatra ataon’ireo mponina ireo amin’ny fitantanana ny Faritra arovana. Ity fifanarahana ity dia tsy maintsy manaraka ny didy ama-xxxxxx xxxxxx.
Andininy 2. Ireo raharaha voatanisa etsy ambony dia tontosaina ao anatin’ny farafetran’ireto sokajim-paritra voatokana ireto
● Faritra fampiasana-maharitra, farafetra. ( )
● Xxxxxxx xxxxxxxxx zò nentim-paharazana, xxxxxxxxx.
● Xxxxxxx xxxxxx, farafetra.
Ireo sokajim-paritra voatokana (voalaza etsy ambony) ireo dia fizarazarana izay mandrafitra ny faritra manodidina ny faritra anivo.
Andininy 3. Ity fifanarahana ity dia mihatra vantany vao vita xxxxx xxx xxxxxxxxx ao anatin’ny XX ( )taona. Azon’ny xxx xxxxx atao ny manitsy sy manavao ny vetin’izao fifanarahana izao.
TOKO II: FEPETRA IKAMBANAN’IREO SOKAJIM-PARITRA
Andininy 4. Tsy azo afindra amin'olon-kafa ny zo ananan’ireo vondron’olona eny an-toerana anivon’ny sokajim- paritra mifandraika amin’izao fifanaraham-pitantanana itambarabe izao. Ireo taranaka amam-paran'ireo vondron’olona eny an-toeranaizay efa xx xxxx'ny faritra dia xxxxx-xx xxxx'ny fampiasana ny sokajim- paritra, raha toa ka mijanona mitoetra xx xxxx'ny tanána voatonona etsy ambony izy ireo.
Andininy 5. Manerana ny sokajim-paritraarahi-maso, dia voarara ny manatanteraka na mitarika ny fahasimban'ny tontolo manodidina.
Andininy 6. Ireo mponina ao anaty faritra dia manangana "Xxxx" mifanaraka amin'ny andalana voatonona ato anatin' ity fifanarahana ity.
TOKO III : FEPETRA MANOKANA MIKASIKA IREO SOKAJIM-PARITRA.
Faritra fampiasana -maharitra
Andininy 7. Atsoina hoe faritra fampiasana maharitra : ny velarana ahitana loharanon-xxxxxx xxxx fampiasa sy ny velarana ahitana asam-pamokarana izay azo omen-danja fehezina fitsipika manokana ary arahi-maso. Raisina ho toy ny asam-pamokarana azo omen-danja : ny asa fanjonoana ; ny fametrahana xxxxxx momba ny jono ; ny asa momba ny fiompiana anaty rano.
Andininy 8. Na inona na inona fisehoan-javatra mety hitranga amin'ny ho avy dia tsy azo ovaina intsony ny faritra fampiasa-maharitra efa voafaritra ara panjakana raha tsy hoe misy antotan-kevitra ara-tsiansa vaovao. Raha tsy mampiasa ny faritra fampiasa maharitra intsony ny olona dia ho foanana ity fifanarahana ity.
Andininy 9. Voarara tanteraka ny mampiditra olona hiasa ao anatin’ny faritra fampiasana maharitra raha toa ka tsy
isan’ny vondron’olona eo an-toerana ary koa tsy nahazo alàlana avy amin’ny tompon’andraikim- panjana xxxxxx xxxx’izany ny asam-pamokarana kasaina atao.
Faritra fangalana zo nentim-paharazana
Andininy 10. Antsoina hoe faritra fangalàna zo nentim-paharazana : ny velarana voafaritra ahitana loharanon-xxxxxx xxxx fampiasa na ivelomana amin’ny filàn’ny fiainana andavanandro izay fehezina fitsipika manokana ary arahi-maso. Raisina ho toy ny zo nentim-paharazana : ny asa fanjonoana madinika, ny xxxx xxxxxxxxx.
Andininy 11. Na inona na inona fisehoan-javatra mety hitranga amin'ny ho avy dia tsy azo ovaina intsony ny faritra fampiasa-maharitra efa voafaritra ara panjakana raha tsy hoe misy antotan-kevitra ara-tsiansa vaovao.
Andininy 12. Voarara tanteraka ny mampiasa teknika-mpanjonoana moderina. Voafetra ho amin’ny habe xxxxxx xxxx’ny fiainana an-davanandro ihany ny vokatra na xxxx xxxxxx. Voarara ny mivarotra ireo vokatra na haza azo teo anivon’ny faritra fangalàna zò nentim-paharazana na inona no inona endrika isehoany.
Andininy 13. Ny vondron’olona eo an-toerana ihany no mahazo misitraka ny zo nentim-paharazana amin’ny
velarana voafaritra natokana hanaovana izany.
Xxxxxxx xxxxxx.
Andininy 14. Antsoina hoe faritra iasana: ny velarana voafaritra natokana ho fametrahana fotodrafitrasa ho an’ny xxx xxxx-draharaha nomen-xxxxxx xxxx fehezina fitsipika manokana ary arahi-maso. Tanisaina ho isan’izany ny fotodrafitrasa momba ny fizahan-tany, ny fanabeazana, ny fambolen-kazo ary koa ny fampandehanan-draharaha.
Andininy 15. Ny vondron’olona eo an-toerana maniry hanangana fotodrafitrasa dia tsy maintsy mahazo alalana
mialoha avy amin’ireo sampandraharaha-mpanjakana voakasika.
Andininy 16. Voarara ary faizin’ny lalàna ny manangana fotodrafitrasa raha toa ka tsy nahafeno izany fepetra izany araka izay voalaza xx xxxx’ny Andinininy 55 andalana faha-8 sy ny Andininy 55 andalana faha-26 xx xxxx’ny lalàna mifehy ny faritra arovana.
TOKO III: FEPETRA FAMARANANA.
Fanafoanana ny fifanaraham-pitantantana itambarambe.
Andininy 17. Azo atao ny mampitsahatra izao fifanarahana izao raha toa ka :
• Tsy voahaja ny fepetra voarakitra anatin’ny fifananaraham-pitantanana itambarambe.
• Tratra ny fe-potoana an’ilay fifanarahana kanefa tsy navaozina izao fifanarahana izao.
• Foana ny famindram-pitantanana nomena an’ilay mpitantana faritra arovana.
• Rava ilay vondron’olona eny an-toerana.
Fandravonana ny olana
Andininy 18. Ny xxx xxxxx dia tokony mifampiraharaha hatrany amin’izay olana misy xx xxxx’izy ireo. Azon’ny xxx xxxxx atao ny miantso mpampihavana na mpanelanelana amin’izany. Raha toa ka tsy nahomby ny fifampiraharana dia mana-jo hitondra ny raharaha xxx xxxx’ny fitsarana ny xxx xxxxx.
Faha
Ny Filoha n’ny VOI Ny Tale Nasionalin’ny Tetik’Asa