KAOMININA
XXXX-TOERANA MENDRIKA
Ny fihaonambe
an-tampony mombany Miralenta sy ny Fampandrosoana dia entina
hankasitrahana ireo kaominina nahavita be xxx xxxx’ny fampidiranany
Miralenta xx xxxx’ny fitondrana ifotony. Mila ampiarahina amin’ity
taratasy fenoina ity ireo porofo rehetra manamarina ny asa vita.
*Tsy
maintsy fenoina
FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY
Lohateny(Fehezanteny
iray mahafehy ny asa vita)*
MIRALENTA
FANOITRA IRAY MAMPIODINA NY FAMPANDROSOANA NY KAOMININA
|
Daty*(Daty
nameno anao ity taratasy ity):
Ny mombamomba xxxx xxxxx hisolo xxxxxx
kaominina
|
Anarana
|
RASOLOFOHERISON
|
Fanampiny
|
Honoré
|
Asa
|
Ben’ny Tanana
|
Toeram-piasana/Kaominia
|
Kaominina Ambanivohitra Ambohimirary
Distrika Anjozorobe
|
Fianarana vita
|
Ambaratongavoalohany
|
Ambaratongafaharoa X
|
Oniversite
|
Fanofanana ara-kasa
|
Fampianarana
olon-dehibe
|
Taona
|
18 - 30
|
31- 40 x
|
41 - 50
|
51 - 60
|
60 +
|
Adiresy mailaka
|
xxxxxxxxxxxxxxxxxxxx@xxxxx.xx
|
Téléphone fixe
|
|
Fax
|
|
Finday
|
0000000000 ou 0328386537
|
Xxxxxxxxx
|
Xxxxxxxxxxxx
|
Firenena
|
Malagasy
|
Tranokalan’ny kaominina
|
|
Lahy/vavy
|
Xxxx
|
|
Xxxx
|
Xxxxx’xxxx
xxxxx hisolotenany kaominina (Sary mazava tsara)
|
KARATRA
ISA SY POROFON’NY ASA VITA
Soraty anaty karatra
isa ireo ezaka rehetra vita nandritrany taona 2013 ary ampiaraho
amin’izany ny porofo rehetra.
Ireto
avy ireo karazanà porofo mety ampiarahina amin’ity taratasy ity
KAOMININA
|
POROFO (Ohatra)
|
Pôlitika Miralenta
|
Drafitr’asa kaominina momba ny
miralenta(Plan d’action) natsaraina 2013
Drafitr’asa fampandrosoana
ara-toe-karena (Plan de developpemment Economique et schema
d’amènagement 3 Fokontany) 2013.
Tombana sy fanatsarana ny Xxxx’ady
OPCI Xxxx Xxxxxxxx
|
Fitantanana
|
Lisitry ny mpanolo-tsaina manavaka
ny xxxx xx ny xxxx
Xxxx:1-Raharinjatovo
Ramaniraka
2-Xxxxxxxxxxxxxxx Xxxxxx
3-Ratodison Xxxx xxxxx
4-Rakotoarison
5-Randrianarimanana Tovosoa
Vavy: tsy misy
|
Fampidirana ny Miralenta xx
xxxx’ireo fandaharan’asa efa misy
|
Fampifanarahana ny Plan de
développement économique amin’ny Plan D’action Miralenta
(komity Miralenta sy ny CREC)
Fampidirana ny miralenta xx xxxx’ny
fiaraha miasa ny PGDI 2 /FDL amin’ny kaominina amin’ireto
asa telo ireto
Fitantanana ifotony (nampiana sy ny
fandraisany vehivavy anjara)
Sécurisation Foncier (fananan-tany na
Bif) sy ny fanamorana ny fahazoan’ny vehivavy karan-tany.
Hetra ifotony sy NY fitsinjarana izany
ara-drariny.
Fanapahana laharana faha:12/13:AMR/M
|
Didim-pitondrana
Didim-pitondrana navoakan’ny
kaominina ho fampirisihana ny fandraisana anjaran’ny vehivavy
amin’ny tolotr’asa sy fampiofanana
Didim-pitondrana manendry ireo komity
ny tolotr’asa
Didim-pitondrana nisafidy ny rano
fisotro Ambohimirary ho laharam-pahamehana.
Didim-pitondrana mandray vehivavy ho
mpitantsoratry ny sora-piankohonana.
Didim-pitondrana manendry ireo komity
mpanamarina fa afaka amin’ny fangerena an-kalamanjana(Comité
de verification sans defecation à l’air libre)
Didim-pitondrana manendry ireo
mpikambana xx xxxx’ny « ESPACE D’ECHANGE POUR LA
VICTIME DES VIOLANCES »
|
|
Fiovaovan’ny toe-trandro sy
fampandrosoana maharitra
Fanetanana amin’ny fambolen-kazo
amin’ireo herivelona
rehetra(Fiangonana,sekoly,fikambanana,mpiasam-panjakana,sns) ka
zanak’azo 16000 no voavoly
Fizarana afisy milaza ny lalana
mikasika ny doron-tanety”Areniko ny fireneko tsy ho lasa
lavenona”fongoriko ny doro-tanety xx xxxx-ala
|
|
Fananan-xxxx xx toeram-ponenana
|
|
R
ano sy fanadiovana
|
|
Fahasalamana
|
|
VIH/SIDA sy fikarakarana marary
|
Fanentanana isam-pokontany
Fizarana boky xxxx Xxxx tantara
miaraka amin’ny CNLS
Fametahana affichage isan-tanana
Fizarana boky xxxx xx an’ny chef
Fokontany ny Fokontany miantrika
ny SIDA
Fizarana kapoty maimaim-poana
Fanetanana ireo tanora mpianatra
miaraka tamin’ny mpitsabo momba ireo aretimifindra ara-nofo
|
|
|
Herisetra
mianjady amin’ny vehivavy
|
|
Tetikasa hafa
|
|
Fandraisana mpiasa
|
|
Fifantenana sy fandraisana mpiasa
|
|
Fahaleovan-xxxx xxx-ekônomika ho an’ny
vehivavy (Fampiofanana)
|
Tatitra nandritra ny
fampiofanana,miaraka amin’ny lisitry ny mpandray anjara
manavakany xxxx xx ny vavy
|
Toeram-piasana sy fepetra arak’asa
|
Ireo fepetra rehetra noraisina ho
fitsinjovana manokana ny vehivavy
|
Rafitra Miralenta
|
|
Kômity Miralenta
|
Porofo fa efa mipetraka sy miasa ny
kômity Miralenta – Ohatra : ny lisitry ny mpikambana,
tatitra mandritra ny fivoriana, sns.
Efa mipetraka isam-pokontany ny komity
ny miralenta sy ny xxx xxxx’ny herisetra(Tovana)
Misy ny tatitra isan-telo volana avy
amin’ireo komity ireo makety amin’ny kaominina(Tovana)
Komity
miandraikitra ny Espace d’echange pour les victims des
violances)(Xxxxxx)
|
Xxxx-xxxx
|
Xxxx-bola natokana ho an’ny
sosialy(be antitra,marefo,vahivavy bevoka,zaza latsaky ny dimy
taona)
Budget d’Investissement mirona
makany amin’ny miralenta(Terrain Basket,Rano fisotro,WC public)
Xxxx-xxxx natokana ho an’ny
fanatanterahana ny drafitr’asa momba ny miralenta
|
Fanaraha-maso sy tombana
|
Karatra isa sy fanamarinana hafa
|
MOMBA
ILAY KAOMININA*
FIRENENA
|
MADAGASIKARA
|
XXXXXXXXX
|
XXXXXXXXXXXX
|
MPITARIKA NY KOMITY MIRALENTA
|
LOLONA MACRIME
|
MPIANDRAIKITRA NY FAMPIDIRANA NY
MIRALENTA
|
RASOLOFOHERISON Xxxxxx
|
Isa azo tamin’ny karatra isa
voalohany
|
|
Xxx azo tamin’ny taona 2012
|
49
|
Isa azo tamin’ny taona 2013
|
57
|
Isa azo tamin’ny fanadihadiana ny
fiheverana momba ny Miralenta (Etudes des attitudes)
|
|
|
Vehivavy
|
Lehilahy
|
Totaly
|
%vehivavy
|
Mpanolo-tsaina
|
00
|
05
|
05
|
0%
|
Fitantanana an-tampony
|
|
|
|
|
Ny mpiasa rehetra
|
03
|
04
|
07
|
43%
|
Isan’ny mponina
|
7261
|
Ny mampiavaka ny kaominina (xxxxxx
xxx-ekônômika, sôsialy)
|
Ny kaominina Ambohimirary dia Centre
d’Excellance efa nanombo nivoy ny miralenta tamin’ny fiaraha
miasa tamin’ny SAHA na dia mbola tsy xxxx tafiditra lalina ary
amin’izao
Kaominina iray any amin’ny
Distrika nampihatra izany miralenta izany tamin’ny fitantanana
ny kaominina
118
km xxxxx xxxx’I Antananarivo izay sady Zone rouge no
xxxx-xxxxxx.
|
Famintinana*
Tantarao fohifohy
ny toe-java-nisy xxx xxxx’ny kaominina talohan’ny
naha-xxxx-toerana mendrika azy. Inona avy ireo fiovana hita
taratra amin’izao fotoana izao? Inona avy ireo porofo manamarina
izany fiovana izany? – ½ pejy
Kaominina vaovao
tamin’ny taona 2003 ny Kaominina Ambohimirary ka ny Ben’ny
Xxxxxx xxxx’izao fotoana izao no nitantana izany hatramin’izao
vain-dohan-draharaha napetraka tamin’izany ny “Bonne
Gouvernance”,ka anisan’izany ny tsy fitanilana,indrindra ny
vehivavy sy ny marefo,nefa kosa dia xxxxx xx mbola anisan’ireo
olona tsy mba mpandray xxxxxx xxxx’ny fampandrosoana ny
kaominina ny vehivavy fa mijanona fotsiny amin’ny fametrahana ny
mpitondra amin’ny alalan’ny fifidianana,izay ny lehilahy no
tompony hevitra amin’ny safidy rehetra,tsapa koa fa ambany ny
taham-pandraisana anjara ny vehivavy amin’ny fanatanterahana
ireo anjara biriky ny kaominina amin’ny foto-drafitr’asa.
Hatramin’izay
xxxx xxxx-toerana mendrika ny kaominina izay dia maro ireo fiovana
hita teto anivon’ny kaominina.
Nihena be ny
herisetra mianjady amin’ny vehivavy raha oharina tamin’ny teo
aloha ohatra taona 2010 nisy fitarainana 94 tonga xxxx xxxx’ny
Kaominina momba ny vono,tsy fanomezana
fananana,fanolanana,ady,fizakana irery ny ankizy rehefa lasa ny
lehilahy.raha 24 kosa izany tamin’ny taona 2013.
Hita taratra
amin’ny ankapobeny ny fandraisana anjara sy ny fahavitrihan’ny
vehivavy amin’ny fivoizana ny Miralenta amin’ny sehatra
rehetra,ohatra amin’izany ny fifidianana ny birao foibe ny
tanora eto amin’ny sinodam-paritaniny Mananara Firaisana raha
lehilahy foana hatramin’ny taona 1996 ary tsy misy afa-tsy 2
amin’ny 14 no mba vehivavy,dia novoizin’ireo vehivavy avy aty
amin’ny kaominina Ambohimirary ny mba hitovian’ny xxxx xx
vavy xx xxxx’ny fitantanana ny Birao dia xxxx xx Vehivavy no
filoha ary 6 amin’ny 14 dia vehivavy daholo xx xxxx’ny Birao.
Mipetraka
isam-pokontany ny komity ny miralenta izay mandray an-tanana ny
xxx xxxx’ny herisetra ary efa maro ireo andraikitra noraisiny
ohatra amin’izany xxx xxxx’ny fokontany Manakana-Vohitraivo
izay nisehoana fanolanana ankizy iray tsy ampy taona tamin’ny
2013 teo izay nijery video nandray andraikitra ny komity migadra
an’ny tsiafahy xxxx xxxxx lasa natahotra ny komity ny lehilahy
rehetra.
|
|
Tanjona fototra*
Inona avy ireo tanjona noezahana
hotratrarina tamin’ny fampidirana ny Miralenta teo anivon’ny
kaominina?– ½ pejy
Fampihenana ny herisetra mianjady
amin’ny vehivavy sy ny ankizy indrindra ny herisetra ara-batana
vokatry ny hamamoana
Fampahafatarana ireo kaominina
manodidina ny momba ny miralenta sy ny tokony hampiharana izany
xx xxxx’ny fitantanana ny kaominina
Fanatsarana ny fampidiram-bola ny
isan-tokatrano
Fandraisan’ny vehivavy andraikitra
xx xxxx’ny sehatry ny fanapahan-kevitra
Fanatsarana ny fahasamam-bahoaka
indrindra ny vehivavy sy ny ankizy xxxx xxxx marefo
Fametrahana tontolo maintso
Xxx xxxx’ny fihanaky ny aretina
ateraky ny firaisana ara-nofo indrindra ny VIH/SIDA
Fandraisana anjara ny xxxx xx ny xxxx
xxxx’ny fandravonana ny xxx xx ny tsy fandriampahalemana
Xxx xxxx’ny fampiasana zaza tsy ampy
taona
Xxx xxxx fisiany tay miparitaka ka
manimba ny tontolo iainana sy aretina
|
Hodidina*
Tantarao
fohifohy ny nahatonga ny kaominina ho resy lahatra amin’ny
fampidirana
Ny
Miralenta.Tsara raha misy fijoroana vavolombelona ataon’ireo
mpitarikany kômity Miralenta na olona nahazo tombontsoa avy
amin’ny kaominina – ½ pejy
Ny kaominina
Ambohimirary dia efa niara niasa tamin’ny saha nandritry ny
taona maro tamin’izany no efa nisy fijerena manokana amin’ny
vehivavy na dia mbola tsy dia lalina loatra aza,fa nandritry ny
sommet 2011 sy ny naha centre d’exellence azy dia resy lahatra
tanteraka ny vahoaka tamin’ny fampandraisana anjara ny vehivavy
amin’ny sehetra rehetra.
Tamin’izany
fiaraha miasa izany no nivoizana ny Fitantanana ifotony(Bonne
gouvernance) izay ny xxxx xxxx-dehibe dia ny fampandraisana
anjara ny rehetra amin’ny sehetry ny fampandrosoana,ary ny
vehivavy anefa no maro an’isa xx xxxx’ny kaominina noho izany
tsy maintsy natao izay hampandraisana anjara ireo amin’ny
sehetra rehetra.
Tsapa tokoa
taloha fa ny vehivavy xxx xxxx’ny kaominina Xxxxxxxxxxxx
hatramin’izay dia olona tsy mba mpandray xxxxxx xxxx’ny
fampandrosoana ny kaominina fa mijanona fotsiny amin’ny
fanatanterahana izay tapaky ny lehilahy,noho io tsy fandraisana
anjara ny vehivavy io anefa dia
Izaho Lolona
Macrime vadin’ny Chef de Fokontany eto Ambohimirary.
Talohan’ny
nahazoako fiofanana tamin’ny
Gender links
dia tsy mba xxxx xxxx-patatro
Ny asany
vadiko izay Chef fokontany eto am
Bohimirary na
dia kely aza,fa hatramin’ny
Nahazoako
fiofanana xx xxxxx misalahy ny
Lahy vavy dia
nadray ny andraikitra mifanitsy
Ahy xxx
xxxx’ny fampandrosoana ny Xxxxxx
Xx ny
fanadiovana ny Tanana no nanetanako
Ny
vahoaka,nahitam-bokany tokoa ary n any
Vadiko aza
resi-lahatra fa tsy tao an-tsainy
Mihitsy ny
fanadiovana ny Tanana.
Resi-lahitra
koa ny vehivavy hay misy anjara biriky tokony ho raisiny amin’ny
fampandrosoana fa tsy ny lehilahy ihany.
|
Asa vita*
Tanisao eto ambany ny asa vita rehetra
(5 farafahakeliny) – 1 pejy
Fametrahana ny kaominina Ambihimirary
xx xxxx-toerana mendrika “centre d’Exellance”
Fametrahana ireo komity ny miralenta
isam-pokontany
Fametrahana ny Espace d’échange
pour la victime des violences
Fanatanterahana hetsika sixteen days
sy 8 Marsa ho fanetanana ny rehetra amin’ny Miralenta
Fampivelarana ny fahampafatarana ny
miralenta amin’ireo kaominina manodidina
Fanamboarana rano fisotro madio
Fambolan-kazo sy fiarovana ny
xxxxx-driaka
Fifampizarana traik’efa momba ny
miralenta xx xxxx’ny kaominina manodidina(OPCI Jabo Mananara)
Fampihenana ny tahan’ny ankizy tsy
ampy taona miasa aman’olona
Fantsarana ny fampidiram-xxxx
xxxx’alalany fanjairana,fambolena
|
Xxxx-xxxx*
|
Xxxx-xxxx (Ar)
|
|
Xxxx-xxxx manokana momba ny Miralenta
|
686 500
|
Tetik’asa ampahafantarana
Fanohananany ikambanana manao
asa-tanana
|
Fampidirana ny Miralenta amin’ny
fandaharan’asa efa misy
|
|
|
Lelavola na fanampiana hafa avy
amin’ireompiara-iombon’antoka
|
9 000 000
14 500 000
|
|
TOTALY
|
30 365 000
|
|
Olana nosedraina*
Inona avy ireo olana nitranga
nandritra ny fanatanterahana ny asa? – ½
pejy
Xxxx sahirana loatra ny vehivavy
tantsaha
Matotra ny fanapahan-kevitra any
amin’ny fivoriana saingy miova rehefa any any an-trano(ohatra
voafidy ho filoha nandritry ny fifidianana niala rehefa tsy mety
ny vady)
Saiky mbola miankina amin’ny
lehilahy avokoa ny fandraisana andraikitry ny vehivavy ka
miteraka fandringana izany.
Tsy ampy ny fampidiran-xxxxx xx xxxx
ireo xxxxx’asa tsy tanteraka xx xxxx’ny drafitr’asa
Tsy fahasahiany vehivavy mitondra ny
olana satria hono ny tokatrano tsy hahaka
Olana nosedraina koa tamin’ireo
ankizy tsy ampy taona nalefa xxxxx xxxx’xxxxx dia ny
fizirizirian’ny xxx xxxx-dreny noho ny tsy fisiam-bola hono.
Olana koa ny fitezana izay isan-taona
miteraka ka tsy hahafahana mamonjy izay liana azy.
Xxx xxxx’ny fanatanterahana
tetik’asa dia hita taratra ihany ny fahahivan’ny
farim-pahaizana ka sarotra ny fampitan-javatra
|
Inona avy ireo vokatra azo?
Tafapetraka
ny rafitra rehetra momba ny Miralenta
Efa
misandrahaka any amin’ny Kaominina manodidina ao anatin’ny OPCI
JABO MANANARA ny fahalalana ny miralenta sy ny fahatsapana xx
xxxx-dehibe ny fampidirana izany xx xxxx’ny fitantanana ny
Kaominina.
Nihena
be ny zaza tsy ampy taona miasa aman’olona indrindra ny vehivavy
Nihena
ny tahan’ny herisetra nianjady amin’ny vehivavy sy ny ankizy
Nihena
koa ny tahan’ny zaza ateraky ny mpivady ary voaharo kokoa izy
ireny
Tokatrano
maro no nahazo tombotsoa xxx xxxx’ny Espace d’Echange
nahatratra 73 tokantrano nandalo teo taona 2013 ny 09 tamin’ireo
Nisoram-panambadiana ,3 nigandra ny lehilahy,9 nisaraka
tanteraka,ny ambiny nilamina
Mitombo
ny vola miditra ny isan-tokatrano
Mihezaka
mitady lalam-bola hafa ny vehivavy amin’ny alalany asan-xxxxxx xx
ny fambolena voly avotra.
Vokatra azo*
Fomba fiasa*
Inona avy
ireo fiovana hita taratra amin’ny fomba fiasan’ny kaominina
taorian’ny naha-xxxx-toerana mendrika azy? -1 pejy
Fiovana xxx
xxxx’ny fomba fiasa dia ny fandraisana ny vehivavy ho mpiara
miasa hatrany mandritry ny asa atao na fivoriana mba
hampitomboana ny fitokisan’ny vahoaka indrindra ny fitantanana
tetik’asa mba xxxxx xxxx’ny revirevy isan-karazany.
Taloha ny Chef
de fokontany ny servisy samihafa no miara mivory isam-bolana
miaraka amin’ny kaominina fa taty aoriana nampiana ny
filohan’ny fikambanam-behivavy izany.
Raha misy
fivoriambem-pokonolona taloha dia ny antso atao hoe mivory xx
xxxx’ny valamena ny vatan-dehilahy rehetra ankehitriny dia efa
novaina ho xx xxxx na vavy mivory xx xxxx’ny valamena daholo.
Taloha NY
Ben’ny Tanana no manomana ny 8 Marsa ankehitriny ny
fikambanam-behivavy ka ny kaominina dia miara miombon’antoka
aminy fotsiny.
Tsapa koa fa
tsy nijanona xxx xxxx’ny kaominina fotsiny izany fomba fijery
mampandray xxxxxx xxxx’ny vehivavy izany fa hatramin’ny
fivoriana fanao isam-bolana eo anivon’ny distrika’izay
sahinay ny manome lanja hatrany ny vehivavy amin’ny toerana
rehetra,ohatra tamin’ny fifidianana ny xxxxx-xxxx ny komity
momba ny fidiovana sy fahadiaovana eo anivon’ny Distrika,ka
lehilahy avokoa no natsoina raha 23 no lehilahy 2 no vehivavy
ary lehilahy daholo no xxxx xx tsy nanaiky izahay raha tsy
tafiditra ireo vehivavy ireo.
Taoriany
fiofanana momba ny fitantanana nataon’ireo fikambanam-behivavy
dia maro ny fiovana hita.
|
Porofo*
Entina
hanamarinana ireo fiovana nisy, tsara raha ampiarahina amin’ny
fijorona vavolombelona telo (03) avy amin’ireo olona nahazo
tombontsoa avy amin’ny fomba fiasan’ny kaominina –Aza adino
ny anarany, fanampiny, ny asany- 1,5 pejy
1-Fanamboarana
Rano fisotro xxx xxxx’ny fokontany Antanetibe-Antsakay Ramatoa
XXXXXXXXXXXXXX Xxxxxxx no filohan’ny komity mpanorina ny rano
fisotro,nandritry ny fandraisana io rano io dia afa-po tanteraka
Meur Ghabby Rasety tompon’andraikitry ny Fiangonan’ny andro
farany ho an’ny olo-masina,noho ny fandraisana andraikitry ity
vehivavy sy ny fahaizany manetsika ireo vahoaka ka raha tokony ho
2 volana ny faharetany asa tratra mialoha izany ,xxxx tsara hoy
izy mihoatra amin’ny Rano fisotro natao teo Andravoahangy
Kaominina Marovazaha xxxx xxxx roatokom-bolana ny asa vao vita.
XXXXXXXXXXXXXX
Xxxxxxx Xxxxxx komity mpamorona rano Antanetibe
Hita taratra
amin’ny sehetra rehetra koa ny fiaraha-miasa ny kaominina
amin’ireo mpiara-miombon’antoka maro noho ny fitokisany
amin’ny kaominina amin’ny fanomezana sehetra ny olon-drehetra
xx xxxx ireo mpiara-miombon’antoka ohatra amin’izany:PGDI
2,XXX XXXXXX,XXX XXXXX,CSA,ASS MANDA INFO koa nisahy nijoro
vavolombelona tamin’izany Mme Oly xx xxxx’ny XXX Xxxxxx raha
nanao fanadihadiana xxxx xxxx’ny kaominina tamin’ny
fitovian’ny vaovao azon’ny xxxx xx ny vavy xx xxxx’ny
kaominina sy ny fahavitrihan’izy ireo mandray anjara.
Taoriany
fiofanana azoko momba ny fitantanana,fotoana ny zava-misy ao
an-xxxxx xx ny fahaizana mamaritra ny laharam-pahamehana ary ny
fandrafetana tetik’asa tsotsotra dia hita nisy fiovana ny
fiainana indrindra xx xxxx’ny fiainana an-davan’andro satria
hainay ny nizara ny xxxx xxx ampelan-tanana ho an’ny
laharam-pahamehana,ohatra vary roa sarety no xxxx nojerena ny
vary afafy,napetraka ny vary hohanina,ary natao an’ny amin’ny
sopitra ireo mba hialana amin’ny fankam-panahy ny lehilahy
amin’ ny toaka hohaniny xxx xxxx Mme Sahondra.
|
Fanampiana ny vehivavy hahaleo xxxx
(Fanamafisana ny fahaiza-manao/Fampiofanana)*
Inona avy ireo hetsika/fampiofanana
natao entina hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny vehivavy? – ½
pejy
Fampiofanana ireo vehivavy ny
fahaiza-mitantana ny eo ampelantanana niarahana tamin’ireo
micro finance.
Fanofanana ny vehivavy amin’ny
asan-tanana XXX Xxxxx
Xxxxxxxxxx ara-xxxx xx fanomanana
tetik’asa niaraka tamin’ny CSA
Fifampizarana traik’efa xx xxxx’ny
samy vehivavy xx xxxx’ny Espace
Fiofanana momba ny fidiovana sy
fahadiovana indrindra amin’ny Fisiany tay miparitaka
Fampiofanana ny vehivavy hahafehy ny
zava-misy xx xxxx’ny ho lasa lakafo ara-pahasalamana
|
Porofo*
Fijoroana
vavolombelona iray avy amin’ny vehivavy nahazo fiofanana. Aza
adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
Izaho
Razafiarisoa Francoise,niatrika ny fiofanana niarahana tamin’ny
kaominina sy ny association Xxxxx,momba ny fahaiza-mitantana sy
ny fanofanana amin’ny resaka xxxx xx zaitra,ny tsapako dia telo
volana taty aoriany nampiariko io tetik’xxx xxxx io dia nisy
fiovana kely ny vola miditra teo aminay,satria raha nihonona
tamin’ny fandrariana tsihy vitrana xxx hatramin’izay izay tsy
dia misy mpividy firy noho ny fisiany jefira,dia nanitatra izany
xxx xx navadiko ho temitra indray no nataoko,ankehitriny tsy
maharaka xxx noho ny tsy fisiany herana,nahavita nampianatra ny
zanako izay efa nijaona xxxxx-xxxxx xxx,ary mba tsy mividy vary
afafy intsony aloha atreto,ny asa manaraka hiarahanay amin’ny
kaominina dia ny mba hanentanana ny olona hamboly herana izay
hita fa miha potika aminy fanaovana tanimbary.
|
Ireo lehilahy
nandray anjara tamin’ny fanovana*
Taorian’ny
fampiofanana momba ny Miralenta, nanao ahoana ny fanohanan’ireo
lehilahy ny hetsika natao? Manomeza ohatra– ½
pejy
Ny zava-dehibe aloha nandritry ny
fiofanana dia maro ny lehilahy nandray anjara tamin’izany.
Nandritry ny hetsika sixteen Days dia
namoaka vehivavy xxxx xxxx-pokontany nikabary xxx xxxx nahaliana
ny izany.
Maro ny lehilahy nasahy nanaome
andraikitra ny vehivavy indrindra amin’ny fiangonana, sekoly,
sy ny fifanampiana xx xxxx’izy xxx.
Fanomezan-tanana ireo vehivavy amin’ny
asa fambolena
|
Porofo*
Fifanampiana ny fiainana tsy misy
asan’ny xxxx xx
Vavy fa rehefa hay ny mifandridra ny
mandeha ny
Asa rehetra hoy Razanamalala Xxxxxxx
xx Xxxxxx
Xxxxxx Xxxxxxxxx
|
Fandraisa na
anjaran’ny vahoaka*
Inona avy ireo fanentanana tao
tamin’ny vahoaka taorian’ny fampidiranany Miralenta teo
anivon’ny kaominina? Inona ny vokatra azo taorian’izany
fanentanana izany? ½ pejy.
Fametrahana aloha ireo komity
isam-pokontany
Kabary ankalamanjana mandritry ny
sixteen days sy ny 8 marsa ary 26 jona miampy ireo hetsy maro
ataon’ny vahoaka (Xxxxxxxxxxx, hiragasy, xxxxxxxxx, baolina
kitra, hazakazaka, exposition)
Fidinana isam-pokontany mandritry ny
fandaharam-potoana fanaony kaominina isan-taona mikasika ny
fanentanana maha faobe.
Fampitam-baovaova amin’ny fivoriana
fanao isam-bolana eo anivony kaominina.
Fametahana ireo afisy sy fizarana
déplient isam-pokontany xx Xxxxxx
Fampifaninanana taranja baolina xxxxx
xx any vehivavy sy vakodrazana
|
Porofo*
Fijoroana
vavolombelona iray avy aminà mpitarika na olona voaentana. Aza
adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
Izaho
Razafindrabao Xxxxx Xxxx xxxxxx eto Manakana vohitraivo,mpitarika
ny miralenta eto amin’ny fokontany Manakana,dia nandray ny
andraikitro no ho ny fahatsapako fa misy herisetra nitranga teto
aminay,Ny alahady ariva tamin’ny 7 ariva nisy video teto aminay
no xxxx xxxxx nikiakiaka fa xxxx xxxxx nanolana zaza iray 16
taona Razafinirina Claire,izay nangataka xxxx xxxxx’ny
Xxxxxxxxxxxx Xxxxxxxxx izay manambady aman-janaka 6,mba hijerena
video ,rehefa izany dia nolazainy fa any an-tranonolona ilay vola
dia nandeha ilay ankizy,rehefa xxxx xxxx’ny teritery anefa dia
naholany ary notarihany xxxx xxxx’ny takona nikiakiaka ilay
ankizy tsy namelany anefa raha tsy vita ny nataony.niteny
tamin’ny dadany ilay ankizy saingy kapoka no nahazo ilay zaza
fa ny adalany hono ny azy,ny ampitso nandeha ny feo dia
nomen’ilay nanolana taoka ilay dadan’ilay zaza,dia tsy
naninona ,teo no nandraisako ny andraikitro,satria habibiana
izany sady efa zatra io lehilahy io,ka avy xxx dia nanazava ny
ray amn-dreniny momba ny maha eloka ny fanolanana zaza tsy ampy
taona tsy nety hitory anefa ny lehilahy,fa manahirana hono,tonga
koa ny Chef de Fokontany hanao raharaham-pihavanana hono,tsy
nanaiky mihitsy xxx niaraka tamin’ilay vadiny fa nolazaiko fa
mpiray tsikombakomba amin’io ianareo,nanatona ny ben’ny
Tanana xxx koa nalaina ny taratasy manamarina avy any amin’ny
dokotera fa voaholana marina io zaza io nalefa xxxx xxxx’ny
zandarmarie,vokany nigadra 5 taona ilay lehilahy,ny tanjonay tao
anatiny dia tsy mino ny olona hoe mampigadra ny fanadalana zaza
tsy ampy taona ankehitriny na dia maro aza ny fandrahonana sy ny
teny mafy rehetra ny xxxxx xxxx dia mitandrina ny lehilahy
amin’ny fanadalana zaza tsy ampy taona raha hifaninanana ny
mahazo xxxx xxxx taloha.
|
Fiovana xx xxxx’ny
toeram-piasana*
Nampisy fiovana xxx xxxx’ny
toeram-piasa na ve ny fampiofanana mombany Miralenta ?Manomeza
ohatra– ½ pejy
Fanatsarana ny
toeram-piasana amin’ny alalany fambolena vonikazo
Fahafaham-po
amin’ny asa satria vehivavy xxx izay secretaire etat civil
matetika ny lehilahy no manao ny kopia izay n any anaran’ny
zanany aza tsy xxxx xxxxx tsapako kosa teto amin’ny fiasana
nataoko fa morakokoa ny miara miasa amin’ny vehivavy
Ny fandraisany
CAA anjara mavitrika amin’ny fampidirana ny miralenta amin’ny
asa atany ohatra ny fisoratana omby,ny fanoratana tany syny CIN
|
Porofo*
Fijoroana vavolombelona iray avy
amin’ny mpiasan’ny kaominina izay nahita fiovana. Aza
adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
Izaho
Rakotoarimbola Andriatsoa STC ny kaominina Ambohimirary no lasa
CAA ankehitriny dia tsapako ny faharisihany vehivavy misoratra
omby taoriany fanetanana natao indrindra ny fifampizarana ny omby
efa fananana taloha ny ohatra azo omena voalohany angamba dia ny
Maire eto ny vadiny no misoratra ny omby
Tsapa ihany koa
fa mihamaro sy mavitrika ny vehivavy manantona ny kaominina eto
ambohimirary porofon’izany ireo vehivavy maka ny kopia eto
amiko
Vokatry ny
fandraisan’ny kaominina andraikitra amin’ny fanetanana ireo
vehivavy teraka tsy manambady ka manoratra ny zanany dia nitombo
ireo lehilahy nanangana ny zanany na tsy mpivady aza izy ireo.
|
Fiaraha-miasa
amin’ny xxxxx xxxx-xxxx*
Misy
fiaraha-miasa atao miaraka amin’ireo mpanao gazety ve xx
xxxx’ny kaominina entina hampahafantarana ny fenitry ny SADC
momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ? ½ pejy
Nisy fandaharana
niarahana tamin’ny Radio paritra ao anjozorobe, xxxxxxxx ny
miralenta sy ny fampandrosoana ary ny fampandraisana najara ny
vehivavy amin’ny fanapahan-kevitra (Radio Anjomara)
Vaovaom-paritra
tamin’ny radio madagasikara
Avril 2013
gazety Gender links
|
Porofo*
Lahatsoratra
an-gazety momba ny hetsika na tao,horonan-tsary nandeha tamin’ny
fahitalavitra
|
Fiovana xxx xxxx’ny fifandraisana ao
an-tokatrano*
Nampisy fiovana xxx xxxx’ny
fifandraisan’ny mpivady sy fianakaviana ve ny fampiofanana momba
ny Miralenta? Manomeza ohatra – ½ pejy
Nizara roa ny
fiovana hita tamin’ny tokatrano xxx xxxx hafa
Ny mpivady
voalohany dia Rakotoarivao Xxxxxxx xx Razanadravelo Xxxxxxxxx
taoriany fiofanana sy ny fifampizarana xxx xxxx’ny samy
mpikambana ka nahazoany tsara ny atao hoe Miralenta dia niainany
tao an-tokatrano izany ka nahatsara ny tokatranony tamin’alalany
fandresen-dahatra ny vadiny mba hifampihaino sy hifampihera
amin’ny zavatra atao.Mpiantoka omby I Maurice xxx xxxx’ny
tsena an-tanandava,ivelany fambolena sy fiompiana izany matetika
no mapakevitra irery any ampendehanana any izy ary vokatry izany
saiky tapitra ringana ny fananan-kelinay satria maka ombin’olona
iantohana misy tsy lasa ny vidin’iny vokatry ny fisotrosotroana
rehefa lafo ny omby tsy ampy ny vidin’ombin’olona nitambatra
izany taty aoriana,ka niafara tamin’ny fivarotana ireo ombinay
mba hivelomana toy izany hatrany ny fiainanay tsy mba afaka
miteny ny xxxx xx ny xxxxx tonga maka ny omby no efa eo an-trano
vao mahalala ny xxxx.Hatramin’ny nahazoako fiofanana anefa dia
nangataka tamin’ny Xxxxx xxx mba hahazo ilay etudes des
attitudes noentiko xxx xxxxx iny mba hiangany ady hevitray izay
niarahanay nameno,nifanohitra ny hevitra saingy farany
resilahitra izy ka vonona ny hifampiaino sy hifampaka hevitra ary
hifanome-tanana,tsapa ankehitriny miha mivoatra ny fiainanay
satria tsy niantoka omby intsony izy fa izahay mivady no miantoka
xxxxx-drano izay efa navitanay zavatra maro.
Ny mpivady
faharoa Rakotondrazafy Xxxxxx xx Fanjavololona dia vao niasa
nampisavorovoro ny tokatrano ny fandraisany ny atao hoe Miralenta
satria dia noraisiny ara-bakiteny izany xx xxxx niteraka olana
vaovao soa xx xxx ny Espace d’echange nanitsy sy nanoro azy
ireo.IRobert dia mamo lava matetika no mahakasin-tanana rehefa
mifamaly izy sy fanja vadiny taoriany fiofanana anefa notoherin’I
Fanja I Xxxxxx ka niafara tamin’ny fandratrana mihitsy,tsy
vitan’izay fa natao ara-bakiteny ny miralenta ka I Fanja hono
no mamaky xxxxx xx izy manasa vilia,rehefa tsy mahavita izany
hono I fanja tsy misy liana ny miralenta fa izy ihany no mandidy
tsy azo noteneny intsony I Fanja avy eo ka niafara tamin’ny
Fisarahan’izy mivady izany.taorian’izay dia nampanantsoiny
Espace d’Echange izy roa nohazavaina tamin’ny ny atao hoe
miralenta,sy ny asa rehetra tokony hifampidinihana sy
hiaraha-manapaka fa tsy fizarana asa noho ny toe-batana tsy
mitovy.niverina nivady izy roa ary efa manomboka mihiratra noho
izany.
|
Porofo
Fijoroana
vavolombelona iray avy xxxxx xxxxx nahazo tombontsoa (tsy voatery
ho mpiasan’ny kaominina). Aza
adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
Fifampizarana
no misy xx xxxx’ny Espace d’echange
Tsapako xx
xxxx ny raha itanao ao ka hahafahana
Mitondra ny
tokatrano,
Miezaka ny
mifanampy xxxxx xxxx’ny asa tokony ho
Atao rehetra.
Mitombo ny
fidiram-bolanay amin’izao satria afaka
Manana fotoana
hanampiana ny vadiko amin’ny
Fandrafetana
xxx vetivety dia vita ny as xxxx Xxxxxxx
|
Fampandraisana
anjara ny vehivavy (fampiofanana sy fanamafisana fahaiza-manao)*
Nanampy ny vehivavy
handray andraikitra ve ny fampiofanana mombany Miralenta? Nanao
ahoana ny fitrangan’izany? ½ pejy
Tena anisan’ny nanosika ny vehivavy
andray andraikitra mihitsy ny fiofanana nataony hatramin’izay ,
ohatra betsaka ny olona no tsy niraika amin’ny fanodikodinana
zaza tsy ampy taona,fa toa vita ny fikapohana ny zazavavy fotsiny
raha misy fahadisoana vita na fanalana ny zaza sy ny sisa
ankehitriny kosa hatramin’ny nisiany Miralenta toa vitsy ary
tsy sahy intsony ny ankamaroan’ny tovolahy taorian’ny
nigadran’i Augustain izay nanadala zaza 17 taona tamin’ny
vola hijerena video.
Tsapa ihany koa amin’ny fiainana
an-davan’andro fa misy fifampiherana xx xxxx’ny mpivady raha
araka ny lazain’i Vaosolo taminy satria raha misy mindrana
angadin’omby ao aminy taloha dia nolazainy fa any amin’ny
lehilahy no mahalala izany,fa ankehitriny efa voalamina ny hariva
ny fandaharam-potoana ka efa fantatra daholo ny asa atao
rehetra .
Tsapa ihany koa xx xxxxx namaritra
tanjona iraisana ny mpivady araka ny lazainy Xxxxxxx xxxxxxxx
fiofanana azo teo aloha rehefa mikatra ny vokatra hoy izy dia
xxxx xxxxx izay mahasoa azy ohatra ny vehivavy very amin’ny
fiantsenana ny lahy very amin’ny fisotrosotroana, fa izao
izahay ny asa rehetra antontona fa mila manana omby roa hanaovana
fambolena ka na kely na lehibe samy miezaka manatratra io tanjona
io avokoa.
|
Porofo*
Fijoroana vavolombelona iray avy
aminà vehivavy mpitarika. Aza adino ny
anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
Mme
Raherivololona Xxxxxxxxx xxxxx’ny mpitandrina
FJKM
Maherirano anisan’ny mpitarika ny miralenta izay
Nandray
andraikitra xxxx xxxx’ireo vehivavy dorkasy amin
Ny
fampiofanana xxxxxxxx xxxxxx,sy ny fahasahiana
Maneho hevitra
ary ireo fiofanana mari indrindra ny xxx
Xxxx’ny
herisetra
|
Fiovana xx xxxx’ny
fomba fijery/Fiheverana*
Nampisy fiovana
xxx xxxx’ny fomba fijerin’ny mpiasan’ny kaominina ve ny
fampiofanana momba ny Miralenta. Manomeza ohatra ½ pejy.
Ohatra amin’izany tamin’ny
famolavolana ny xxxx-xxxx ifandrombonana niarahana tamin’ny
Facilitateur PGDI dia rah any olona nasaina novoriana tamin’izany
dia lehilahy avokoa no tokony ho teo fa ny Tresorier ny kaominina
nilaza fa misy ankolafin-kery iray izay tsy azo adinoina fa
handray fanapahan-kevitra lehibe eto amin’ny kaominina ny
Vehivavy ka misy ny xxxxx-xxxxxx tokony ho antsoina.
|
Porofo*
Fijoroana vavolombelona iray. Aza
adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy
RALALAHARIMANANA
Xxxxxxxxx,mpiandraikitra ny sora-piankohonana eto Ambohimirary
mijoro vavolombelona xxx xx vao haingana xxx no naha
mpitantsoratry ny mpiandraikitra ny sora-piankohonana ahy,fa
mpampianatra xxxx xxxx’ny XXX xxx taloha ny tsapako dia efa
ihainan’ireo namana mpiara miasa amiko ny miralenta ,tsapako
izany raha vehivavy matetika no mpamafa trano ny kaominina dia
lehilahy ny eto Rabefaritra Xxxxxx xxxx Gardien,rehefa misy tsy
fahafahan’io gardien sady mpamafa trano io dia tsy mihambahamba
ny rehetra mandray anjara.
Hitako ihany koa
amin’ny asa fa manomboka mihamaro ireo vehivavy tonga manantona
birao ary gaga ireo mpiara miombon’antoka aminay aminy
fisian’izany.
|
Fiovana xxx xxxx’ny
pôlitikan’NY kaominina taorian’ny naha-xxxx-toerana mendrika azy
Tanisao eto ireo fiovana nisy momba ny
pôlitikan’ny kaominina taorian’ny naha-xxxx-toerana mendrika
azy
Tontolo iainana samy mamboly hazo
avokoa ny ankolafin-kery rehetra
Misokatra amin’ny kaominina
manodidina xx xxxx’ny OPCI JABO MANANARA ny miralenta
Xxxx xxxxxx no mandray ireo traik’efa
any amin’ny faritra hampanaovany fiofanana ny Ben’ny Xxxxxx
xx avy any dia misy hatrany ny fifampizarana
Voaresaka foana ny miralenta xx
xxxx’ny distrika
|
Porofo
Ireo porofo entina hanamarinana ny
fiovana nisy
Zanakazo 4600 voavoly 2013
Kaominina Anjozorobe centre
d’exellance
Kaominina 8 OPCI JABO MANANARA efa
mahafantatra ny Miralenta
Faritra maro no efa nampanaovana
formation(Tulear,Anjozorobe,fdf Colbert an’ny faritra
Diana,melaky,androy,anosy
|
Fiovana hafa?
Fiovana hafa izay tsy voalaza etsy
ambony.
Ny Ben’ny Tanana eto Ambohimirary
dia efa mpampiofana feno momba ny miralenta ary efa nandeha
toerana maro ,eo koa ny fampandraisana anjara ny vehivavy amin’ny
sehetry ny fanampahan-kevitra.
Matetika no mivoy io Miralenta io eo
anivon’ny fivoriana xxxx-xxxxxx
|
Porofo
Porofo entina manamarina ny fiovana
nisy
|
Xxxxxx
notsoahana*
Inona avy ireo lesona notsoahana
nandritra ny fanatanterahana ny asa?
Manao ahoana ny fanatanterahana
izany? ½ pejy
Ny lesona azo tsoahina nandritry ny
fanatanterahana ny asa dia maro tokoa fa santionany amin’izany
ireto lazaina manaraka izany.
Betsaka ny mbola mandray antendrony ny
atao hoe Miralenta
Betsaka ihany koa no mbola tsy sahy
mandray andraikitra
Mbola raisin’ny olona ho toy ny
zavatra tsy maintsy hiainany ny kapaka,daroka,ompa,sy ny
fanilihana,ny tsy fanomezana fananana sns ka izay no mahatonga
azy hoe “Ny tokatrano,tsy ahahaka,tokatrano fiafiana”.
Mbola mitana toerana lehibe ihany koa
ireo fomba amam-panao teo aloha izay efa xxxx raikitam-pisaka
ohatra raha handeha hamangy raha misy lehilaly eo nadia mbola
tanora aza dia tsy maintsy izy no miteny fa na dia misy vehivavy
fotsy volo aza dia tsy manao.
Tsapa koa xx xxxx ny vehivavy no tsy
nihevitra mihitsy fa ny fiovaovan’ny toetr’xxxxx xxxx’izao
fotoana izao dia noho ny ataon’ny olombelona kanefa izy ireo ny
victime voalohany amin’izany.
Ny fomba fanatanterahana izany dia ny
xxx xxxx’ny herisetra sy ny miralenta dia ady tsy
vita indray andro satria ireo
fiheverana raikin-tapisaka napetraky ny fiaraha-xxxxxx xxx aloha
nandritry ny taona maro no hovaina ankehitriny noho izany dia
ilaina ny fifanomezan-tanana xx xxxx’ny sehetra rehetra amin’ny
fanatrarana ny fenitra napetraka na SADC,na Firenena Malagasy na
ny Drafitr’asa ny Kaominina,ary indrindra ihany koa ny
fanatsarana hantrany ireny fenitra ireny mba hifanaraka amin’ny
zava-xxxx xxxx’izao fotoana izao.
|
Fizarana traik’efa
amin’ny kaominina hafa*
Efa nisy fifampizarana traikefa
tamin’ireo kaominina hafa ve? Tanisao eto ny anaran’ireo
kaominina ireo sy ny daty ary ny toerana nanaovana ny
fifanakalozana traik’efa.Inona avy ny votoatin-kevitra nivoaka
tamin’izany fihaonana izany?
Nisy fifampizarana traik’efa xxx
xxxx’ireo kaominina mpikambana ao anatin’ny OPCI JABO MANANARA
tamin’ny 10,11 septambra 2013 tao Kaominina Ambatomanoina ka
ireto avy ireo Kaominina
ireo(Ambatomanoina,Analaroa,Xxxxxxxxxxxx,Androvakely,Antanetibe,Ambohibary,Beronono,Belanitra)
Lokan’ady no nodinihina tamin’izany
1-Fitondrana tsara tantana sy ny
fifampitondrana ifotony
2-Lalana
3-Xxx xxxx’ny Fitokana-xxxxxx
4-Ny fananantany
5-fampiroborobona ara-toe-karena
ifotony
6-Fisintonana mpandraharaha hiasa
aty an-toerana
7-Tsy fandriampahalemana
8-Fampiroboroboana ny miralenta sy
ny xxx xxxx’ny herisetra
Ny zavatra nivoaka dia namoaka
drafitr’asa izay nohevarina fa hahamaha ireo olana ireo
|
Porofo*
Tsoa-kevitra nivoaka nandritra ny
fihaonana sy ny zava-dehibe voalazan’ireo olona nanatrika ny
fihaonana. – ¼ pejy
Fijerena araka izay azo atao ny
fanatsarana ny lalana RIP 19 satria xxxxx xx Camion no
hifamezivezena izay miteraka xxxxx xxxx’ny vehivavy sy ny
ankizy
Fanentanana ny karan-tany iarahan’ny
xxxx xx ny vavy izay hamorana kokoa ary ny fanoratana xxxx xx
an’ireo mananon-xxxx.
Fanamboarana ny tranon’ny Miaramila
107 ème Compagnie ao Amboniakondro
Fanokafana site web ampahafantarana ny
OPCI
Fanaovana karan-tany faobe
Fifidianana ny vehivavy ho ao
anatin’ny andrimasom-pokonolona satria izy ireo no xxxx
heverina fa afaka mahazo vaovao araka ny tokony ho izy.eo koa ny
dinika momba ireo miaramila mipetraka xxx xxxx’ny kaominina
amin’ny fanararaotana ireo ankizy vavy ka miteraka
fikorontanana ara-piaraha-xxxxxx
Fanentanana ny vehivavy andray xxxxxx
xxxx’ny fifidianana ben’ny Tanana xx xxxxx-kevitra amin’ny
ho avy.
Ny xxx xxxx’ny herisetra
|
Fampaharetana ny asa*
Inona avy ny ezaka tokony hatao
entina hanohizana ny asa momba ny Miralenta eo anivon’ny
kaominina?
Ilaina ny hisiany
mpiara-miombon’antoka amin’ny kaominina mba hahafahana
manatanteraka ny drafitr’asa
Ilaina koa ny minisitera mitokana ho
an’ny Miralenta sy ny xxx xxxx’ny herisetra
Famoahana araka izay azo atao ireo
lalana rehetra mifandraika amin’ny miralenta sy xxx xxxx’ny
herisetra
Fametrahana centre d’écoute isaky
ny distrika na kaominina mihitsy
Ilaina ny mizara vaovao amin’ireo
vehivavy mpitarika modely amin’ny CD mba ho fantatry ny rehetra
fa voafehin’ny vehivavy ny andraikitra tokony ho tantanany
Azo tanterahina any aminà kaominina
hafa ve ny xxx xxxxx’ny kaominina?
Inona avy ny fepetra xxxxxx
xxxx’izany? Inona ny anjara biriky azon’ny kaominina omena ho
fanampiana ny kaominina vao hiditra xx xxxx-toerana mendrika? ½
pejy
|
NY FENITRY NY SADC MOMBA NY MIRALENTA
SY FAMPANDROSOANA, LAMINASA AORIAN’NY TAONA 2015
Tanisao
eo ambany ireo tanjona ao anatin’ny fenitry ny SADC xxxx xxxx
hiasanao indrindra. Xxxxx xxxx’ireo tanjona ireo no tokony
hitondrana fanatsarana?
Amin’ireo tanjona 28 voarakitra ao
anatin’ny Fenitry ny SADC, inona no xxxx hiasanao? Xxxxx xxxx’ireo
tanjona voalaza ireo no tokony hitondrana fanatsarana?
*
Tanjona:
Andininy 12,13
fitondrana:fanentanana ny vehivavy handray andraikitra
indrindra amin’ny sehetry ny fanapahan-kevitra ireo kaominina
valo xx xxxx’ny OPCI Jabo Mananara efa vonona ny hanao lisitra
50/50
Andininy 14:Fampianarana sy
fanofanana:fanatsarana ny foto-drafitr'asa fanabeazana sy
fanetanana ny xxx xxxx-dreny hampiditra zanany eny antsekoly eo
koa ny fitazonana azy ho vita BEPC farafaharatsiny
Andininy 15-19:loharanom-pamokarana
sy asa fanatevenana ny fitaovana ara-toe-karena:
Fampiofanana ireo fikambanam-behivavy
samy hafa amin’ny (Zaitra,rary,fambolena vomanga,vary)
Fampiofanana vehivavy amin’ny sakafo
Fampiofanana momba ny fitantanana izay
eo ampelatanana CSA sy ny Microfinance
Fanatsarana hatrany ny xxxx’xxx
xxx-toe-xxxxxx xx ny drafitr’asa miralenta
Fanamafisana
hatrany ny ESOACE D’ECHANGE POUR LA VICTIMES DES VIOLANCES
Fanetanana ataon’ireo komity
isam-pokontany indrindra ny fisoroana io herisetra io
Fandraisana an-tanana ny olona voany
herisetra
Fiarovana sy fanampiana ireo reny
terabao xxx xxxx’ny hopitaly
Fanampiana amin’ny fanome ireo xxxxx
xxxx sahirana
Fanentanana ny reny hiteraka any
amin’ny hopitaly
Hetsika maro no atao sixteen days,8
marsa
Fifanarahana tamin’ny delequer de
communication anjozorobe handefasana fandaharana
Fampitam-baovao isaky ny fiofanana na
fampiofanana,na fitsidihana atao
|
Fanatsarana:
Ilaina ny fampiofanana hatrany sy ny
tantsoroka ho an’ny vehivavy
Mila tazonina miaraka amin’ny
fanjakana amin’alalany fanampiana ny ray amandreny mba ho
voatazona hatramin’ny BEPC ny vehivavy tantsaha
Tohizana hatrany ireo hetsika maro
16 andro,8 marsa
Ilaina ny fanamafisana ny serasera
amin’alalany e mail
|
Misy tanjona hafa/sehatra hafa tianao
ampidirina xx xxxx’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny
fampandrosoana ve? *
Inona no tianao ampiana ao anatin’ny
Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana?
|
Xxxxx xxxx’ireo voalaza etsy ambany
no xxxx hampiasanao ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny
fampandrosoana amin’ny asa ataonao (Manomeza isa 1 ka hatramin’ny
10): *
Tanjona xx xxxxxx xxxxxx hamaritana ny
ezaka vita hanatrarana ny Miralenta:7/10
Fitaovana entina hamolavolana drafitrasa
xx xxxx-bola momba ny Miralenta:6/10
Fitaovana entina hampirisihana ny
mpitondra hanatsara ny lalam-panorenana:6/10
Fitaovana entina mandresy lahatra ny
mpitondra hanatsara ny pôlitika momba ny Miralenta:7/10
Fitaovana entina mandresy lahatra ny
mpitondra hanatsara ny lalàna:7/10
Fitaovana enti-mampianatra sy manentana
ny vahoaka momba ny maha-zava-dehibe ny Miralenta:7/10
Fitaovana entina handrefesana ny
fahatanterahan’ny mpitondra ny fifanarahana nosoniavina/toky
nomeny:8/10
Fitaovana entina manentana eny
ifotony:7/10
Fanetsiketsehana ny hetsika ataon’ny
vehivavy:8/10
Fitaovana entina hanentanana ny mpanao
gazety mba hitatitra ny vaovao xxxx xxxx’ny fomba tsy mitanila
hahitana taratra ny Miralenta:8/10