FIVORIAMBE
FIVORIAMBE
FILOHA: Xxxxxxx XXXXXXXXXXXXX Xxxxxxxxx Xxxxxxxxx
MPITANTSORATRA: Andriamatoa isany:- XXXXXXXXXXXXX Xxxxxx
- RABENIRINA Xxxx Xxxxxxx
FOTOANA: Talata 30 Mey 2023, tamin’ny 10 xxx xx 35 minitra, maraina.
FANDAHARAM-POTOANA: Tatitry ny asa vita nataon’ny:
- Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
- Minisiteran’ny Fampianarana Ara-teknika sy ny Fanofanana arak’asa
- Minisiteran’ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampiroboroboana ny Vehivavy
- Minisiteran’ny »sa, ny Fampananan’asa, ny »xxx-panjakana ary ny Lalàna Sosialy
Nitohy ny Talata 30 Mey 2023, tamin’ny 10 xxx xx 35 minitra, maraina, ny fivorian’ny
Antenimierampirenena.
Ramatoa RAZANAMAHASOA Xxxxxxxxx Xxxxxxxxx, Filoha no nitarika izany.
Rehefa avy niarahaba ny mpivory, Ramatoa Filoha dia niangavy ny Mpitantsoratra hanao ny fiantsoana anarana.
Nanatanteraka izany, Xxxxxxxxxxx RABENIRINA Xxxx Xxxxxxx.
Nampahatsiahy ny fandaharam-potoana araka ny voalaza etsy ambony, Ramatoa Filoha, rehefa avy nisaotra an’»ndriamatoa Mpitantsoratra, tamin’ny nanatontosany izany.
Taorian’izay, nomen-dRamatoa Filoha, fitenenana ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola mba hanao ny tatitry ny xxx xxxxx’ny Minisitera iadidiany nandritra ny taona 2022.
Toy izao no nambaran-dRamatoa RABARINIRINARISON Xxxxxx Xxxxxxxxx, Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, tamin’ny fandraisany fitenenana, taorian’ny fiarahabana ny mpivory: ho fanatanterahana ny voalazan’ny andininy faha-101 xx xxxx’ny Lalàmpanorenana no antony anaovan’ny mpikambana xx xxxx’ny Governemanta ny tatitry ny xxx xxxxxx manoloana ny Solombavambahoaka amin’izao fotoana izao.
Mikasika ny tatitra hataony, nambarany xx xxxxxx efatra lehibe ny firafitr’izany.
Voalohany, momba ny fitantanam-bolam-panjakana amin’ny ankapobeny na ny «gestion des finances publiques».
Mikasika ny lafiny fangaraharana, vita avokoa ireo «conférences budgétaires Régionales» natao tamin’ny Faritra rehetra ary efa nosokafana tany Taolagnaro ny «conférence budgétaire ho an’ny taona manaraka.
Fomba fiasa vaovao iarahana amin’ny mpisehatra amin’ny fitantanam-bola io «conférence budgétaire» io ary ampandraisana xxxxxx xxxx’ny fanaovana ny Tetibolam-panjakana daholo ny tomponandraikitra rehetra na olom-boafidy izany na olom-boatendry.
Napetraka ihany koa ny «portail internet» mba xxxxxxxx’ny tomponandraikitra isam-paritra mampiditra ny hetaheta sy vinavinan’izy ireo xx xxxx’ny application en ligne amin’izay ho hitan’ny Minisitera avokoa ny fangatahana sy ny hetaheta rehetra isam-paritra.
Xxxxxxxx’ny Minisitera ihany koa ny fanasana hiady hevitra nataon’ny fiarahamonim- pirenena tamin’ireo xxxxx xxxx-xxxx samihafa tamin’iny taona lasa iny, raha ny fampiasam- bolam-panjakana no resahana.
Amin’izay lafiny mangarahara izay ihany; izany hoe mba ahafahan’ny rehetra manara-maso ny fampiasam-bolam-panjakana, vitan’ny Minisitera ny namoaka isaky ny 3 volana xxx xxxx’ny tranokalany ny tatitra momba ny fampiasam-bola nandritry ny taona 2022 lasa teo iny. Anisan’ny nahazoan’ny Minisitera naoty tsara tamin’ireo mpiara-miombon’antoka, toy ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena io ezaka natao tamin’ny fangaraharana io.
Momba ny fanamaivanana ny fandrafetana ny tetibolam-panjakana, nanao ezaka ihany koa ny Minisitera tamin’ny fanazavana misimisy kokoa ireo «annexes» isan-karazany manampy ny volavolan-xxxxxx. Ohatra, raha nahatratra 715 pejy izany teo aloha, lasa 96 pejy izy amin’izao fotoana izao mba tsy hanahirana ny vahoaka ny fanarahana azy. Nifanampy manokana tamin’ny Minisitera misahana ny ara-tsosialy ihany koa ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola tamin’ny fametrahana ny plan annuel d’engagement mba hahafantarana mialoha ny «engagement financier» izay tokony hatao ao anatin’ny taona iray.
Mikasika ny lafiny fampidiram-bolam-panjakana kosa, nitentina 3 394,2 Miliara Ariary ny
hetra anaty tafiditra tamin’ny taona 2022, nahatratra ny 94%-n’ny vinavina natao izany.
Ho an’ny hetra ambaravarana na ny vola azo avy tamin’ny “douanes” kosa, nahatratra 3 465,6 Miliara Ariary no tafiditra tamin’ny taon-dasa.
Raha ny 5 volana voalohany amin’ity taona 2023 ity indray, mitentina 1 108,28 Miliara Ariary no efa tafiditra tamin’ny hetra anatiny ary 1 101,5 Miliara Ariary kosa ny hetra ambaravarana na ny «douanes».
Momba ny “investissement” nataon’ny Minisitera kosa, Faritra miisa 13 no nanaovana fotodrafitrasa, toy ny fanamboarana trano ho an’ny tahirim-bolam-panjakana na «hôtel des finances», trano ho an’ny sampandraharahan’ny hetra sy ny tetibola. Ireo no fotodrafitrasa natao tamin’ny «investissement».
Mikasika ny fampiasana ny “fonds COVID-19”, didim-panjakana no nametraka an’io “fonds” io ary manome alàlana amin’ny hampiasana azy rehefa misy ny “situation d’urgence” xx xxxx’ny tetikasa fanarenana araka ny voalaza tao anatin’ny PMDU na ny “Plan Multisectoriel d’Urgence”. Raha haka ohatra amin’izay fanarenana izay isika dia natao ny fanarenana ny tsy fanjarian-tsakafo tany Amboasary Atsimo sy Ambovombe ary Beloha, ireo izany no efa xxxx xxxxx’ny xxxxx xxxx.
Raha ny lafiny tsenam-baro-panjakana kosa, nanao ezaka tamin’ny fanaovana ny “digitalisation des procédures” ny Minisitera. Nahavita nanara-maso mialoha tsenam- barotra miisa 3 490 ny Minisitera tamin’ny taona 2022. Miisa 7 182 ny tsenam-baro- panjakana nanaovan’ny “Direction Générale du Contrôle Financier” fanaraha-maso tamin’ny taona 2022 ary miisa 276 kosa ho an’ny 5 volana voalohany amin’ity taona 2023 ity.
Momba ny fanatsarana ny hetra, natao ny fametrahana ny fandoavana xxxxx xxxx’ny alàlan’ny finday, ka napetraka ny hetsika anjara hetrako tamin’ny Faritra miisa 23 manerana ny Nosy. Natao izany hetsika izany, mba hanatonan’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ireo mpandraharaha tsy mbola manana karatra maha xxx-xxxxxx azy. Marihana fa ahafahan’izy ireo misitraka “service” samihafa eny anivon’ny banky sy ireo mpampindram-bola isan-karazany ny fahazoany an’izany karatra izany.
Faharoa, momba ny tamberin’andraikitra na «gouvernance et redevabilité».
Mikasika ny ady xxxx xxxx’ny kolikoly, nisy fifanarahana manokana nosoniavina nataon’ny Minisitera niaraka tamin’ny BI»NCO (Bureau Indépendant Anti-Corruption) ny taona 2022, ka nanokafana malalaka ny varavaran’ny Minisitera amin’izay rehetra ilain’ny XXXXXX.
Miisa 70 ny rafitra napetraka hanara-maso ny sampandraharaha eo anivon’ny Minisitera. Napetraka ihany koa ny sehatra «en ligne» any amin’ny “internet” mba ahafahan’ny olona rehetra manao «évaluation» ny mpiasa sy mandefa fitarainana atỳ aminay raha ilaina izany.
Mikasika ny eo anivon’ny fadintseranana indray, hosoka miisa 1 235 no tratra, ka nahazoana vola mitentina 96,79 Miliara Ariary tamin’izany.
Momba ny fisotroan-dronono, nahatratra 125 628 no isan’ireo mpisotro ronono voamarina ny fisiany tamin’ny taona 2022 ary miisa 7 460 kosa ireo fisotroan-dronono nofoanana noho izy ireo tsy nanara-xxxxxx.
Fahatelo, mikasika ny fampivoarana ara-toekarena sy ara-tsosialy. Ny vinavinan’ny tahan’ny harinkarena faobe tamin’ny taona 2022 dia 4,2%. Ny isa farany hita niaraka tamin’ny tahirim- bola iraisam-pirenena tamin’ny “4ème revue” teo dia tsy nifanalavitra loatra tamin’izany vinavina izany. »nisan’ny nahazoana izany taha izany ny fanondranana xxx-xxxxxx ireo akora, toy ny “cobalt” sy “graphite” izay namaritra ny 70%-n’ny “devise” niditra teto Madagasikara tamin’iny taona 2022 iny.
Mikasika ny antontan’isa rehetra manodidina ny harinkarena faobe kosa, vitan’ny INST»T (Institut National de la Statistique) araka ny andraikitra nosahaniny izany ary efa navoaka araka izany ny “tableau de bord économique” ho an’i Madagasikara. Vita ihany koa ireo karazana “enquête” maro tokony hiandraiketany raha izay antontan’isa izay no asiana teny.
»nisan’izany ny nahavitana RGPH-3 (Recensement Général de la Population et de l’Habitation) tamin’ny fanadihadiana momba ny fahefa-mividin’ny isan-tokantrano sy mikasika ny tahan’ny vaksiny xxxx xxxx Madagasikara.
Xx xxxx’ny fampandrosoana eny ifotony dia iarahan’ny Minisitera amin’ireo mpiara- miombon’antoka toy ny Vondrona Eropeana izany. Maro ireo tetikasa nandroso sy xxxx xxxxx’iny taona 2022 iny. »nisan’izany ny tetikasa fanjakana ho an’ny daholobe, ny PCAON (Programme Complémentaire d’»ppui à l’Ordonnateur National), ny fanatontosana ny
fandaharan’asa AFAFI (»ppui au Financement de l’»griculture et aux Filières Inclusives)
manerana ny Faritra maro teto amintsika, ny tetikasa RINDRA.
Nahavitana nanolotra fitaovana maro ireo tetikasa ireo, toy ny fanamboarana tohadrano, fanamboarana “bassin versant”, fanomezana masomboly manodidina ny 184 taonina, fanomezana karatra ireo mpamboly xxxx xxxx’ny Faritra SAVA ary fanomezana “moto pompes” miisa 58.
Fahaefatra, mikasika ny fanavaozana ireo karazan-xxxxxx nataon’ny Minisitera.
»nisan’ny sehatra ahitana lalàna sy didy mifehy maro indrindra ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola. Tsy maintsy ezahana hifanaraka amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena avokoa ireo didy xxxx-xxxxxx ireo. Tsy ampy ny fotoana raha ireo no resahana, fa ny azo ambara dia miisa 32 ireo didim-pitondrana telomita nasiana fanavaozana tamin’ny taona 2022 iny ary mbola hitohy izany amin’ity taona 2023 ity.
Nisaotra an-dRamatoa RABARINIRINARISON Xxxxxx Xxxxxxxxx, Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, tamin’ny nanaovany ny tatitry ny xxx xxxxxx, Ramatoa Filoha, taorian’izay ary nomeny fitenenana kosa ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa mba hahafahany hanao ny anjarany.
Fiarahabana ny rehetra no nataon-dRamatoa VAVITSARA Xxxxxxxxx Xxxxxxxxxxxxx, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, voalohany.
Nambarany fa ny iraka sy adidy aman’andraikitra sahanin’ny Minisitera iandraiketany dia miantsoroka ny hahafahan’ny olona rehetra hivoatra xx xxxx’ny fiainana satria ezahina hifanaraka amin’ny filàn’ny Faritra rehetra misy eto amin’ny nosy ny fanofanana arak’asa atolotra.
Mifantoka amin’ny fanatanterahana ny velirano faha-4 xx xxxx-6 nataon’ny Filohampirenena ny asa rehetra atao. Izany hoe, fanabeazana ho an’ny rehetra sy asa mendrika ho an’ny rehetra.
Mikasika ny famoronana sy fanavaozana ireo toerana fampianarana ara-teknika sy fanofanana arak’asa, efa nahavita xxxx-toerana fampianarana sy fanofanana arak’asa vaovao na ny “Centre de Formation Professionnelle de Référence” (CFPR) miisa 5 ny Minisitera. Afaka mandray mpianatra miisa 600 ireo CFPR ireo ary efa miezaka hanome fampitaovana azy ireo izahay ato anaty fotoana fohy mba ahafahany mandray mpianatra vaovao amin’io taom-pianarana manaraka io.
»nkoatran’ireo CFPR voalaza teo ireo, efa manomboka koa ny fanamboarana ireo foibe fampianarana sy fanofanana arak’asa manara-penitra na ny “Centre de Formation Professionnelle d’Excellence”. Efa vita ny 20%-n’ny asa ary mahazaka mpianatra maherin’ny 800 isa izany. Napetraky ny Minisitera isaky ny renivohi-paritany eto Madagasikara izany amin’izao fotoana izao.
Nahazoana vokatra tsara ny fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-miombon’antoka, toy ny UNESCO (Organisation des Nations Unies pour l’Education, la Science et la Culture) satria nisy CFP (Centre de Formation Professionnelle) vaovao natsangana sy notokanana, toy ny tao Ranopiso sy Sambava.
Misy ihany koa ny fiaraha-miasa xx xxxx’ny firenena Malagasy sy ny firenena Marôkana, ka nahatanterahana fanamboarana foibe fanomanana arak’asa antsoina hoe: “complexe de formation professionnelle Xxxxxxx XX” ao Antsirabe ary miandry ny fotoana hitokanana azy isika sisa.
Ny mpampianatra sy mpandraharaha rehetra amin’io “complexe Xxxxxxx XX” io dia efa nisitraka fiofanana sy fampihofanana avokoa mba hahafahany misokatra avy hatrany rehefa tonga ny fotoana hanokafana azy.
Misokatra amin’ireo firenena avy any ivelany koa ny Minisitera amin’ny alalan’ny fanatsarana na “réhabilitation”-n’ireo xxxx-toeram-pampianarana teknika sy fanofanana arak’asa eto amintsika. Miara-miasa amin’ny “Organisation Internationale de Travail” na ny OIT ihany koa ny Minisitera ka nahafahana nanamboatra «centre de formation professionnelle féminine» izay natokana ho an’ny vehivavy araka ny anarany ka any Mananjary no nanorenana izany.
Hanolotra toeram-pampianarana vaovao miisa 15 ny Minisitera ato ho ato, ka anisan’ny hisitraka izany ireto Faritra manaraka ireto: Analamanga, Xxxxxxxxx, Xxxxx, Xxxxx, Xxxxxxxx, Xxxxx, Xxxxxx, Xxxxxx’i Mania ary Vakinankaratra.
Momba ny fanofanana sy fampianarana xxxx xxxx, miisa 33 694 ireo mpianatra nisitraka ny fampianarana teknika sy fanofafana arak’asa teny anivon’ny lisea teknika sy foibe fanofanana arak’asa manerana ny nosy.
Miezaka manome fanofanana arak’asa ho an’ireo sokajin-taonan’ny olona koa ny Minisitera amin’izao fotoana izao, xx xxxx ao anatin’izany ny tanora, ny olon-dehibe, ny lehilahy, ny vehivavy ary ny olona manana fahasembanana. Samy afaka misitraka izany avokoa izy ireo, fa tsy misy avakavaka. Miisa 20 492 ny fitambaran’ny olona nisitraka izany nanerana ny nosy tamin’ny 5 volana voalohany tamin’ity taona 2023 ity.
Momba ny fanovàna nataon’ny Minisitera xxx xxxx’ny resaka fitantanana dia maro ny zavatra vita, fa ny xxxx nisongadina tamin’izany no hambara eto.
Xxxxxxxxx, ny fanovàna ny fomba fizarana ny tetibola teo anivon’ny Minisitera, 55% amin’ny tetibola fanodinana na “crédit de fonctionnement”, izay vola manokana an’ny Minisitera no nalefa xxxx xxxx’ny Faritra mba hahafahany miasa avy hatrany fa tsy hiandry ny Minisitera intsony.
Ny vola natokana ho an’ny fampianarana na “fonds commun de l’éducation” kosa dia 80% no nozaraina eny anivon’ny Faritra tamin’ny alalan’ny Fitaleavam-paritra na ny Tale isam- paritra.
»nisan’ny nasiana fanovàna koa ny resaka fampianarana sy fampiofanana. Noho izany, ny fampianarana sy fampiofanana rehetra dia maimaimpoana avokoa ho an’ny mpianatra an- dakilasy xx xx an’ny mpiofana arak’asa satria noraisin’ny Minisitera an-tànana ny mikasika izany. Natao laharam-pahamehana manokana ny fanofanana arak’asa sy fampianarana ny asa fototra ho an’ny tanora sy ny olon-dehibe izay tsy mianatra intsony mba ahafahan’izy ireo miditra avy hatrany amin’ny sehatry ny asa mba ho antoka amin’ny fampandrosoana ny fiainany izany.
Faharoa, efa nivoaka sy nankatoavina tamin’ity taona 2023 ity ny lalàna momba ny sori- xxxxxx ankapobeny mikasika ny rafi-panabeazana sy fanofanana arak’asa eto Madagasikara
izay iarahan’ny Minisitera telo misahana ny fanabeazana miasa dia ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Minisiteran’ny Fampianarana »ra-teknika sy ny Fanofanana arak’asa ary ny Minisiteran’ny Fampianarana »mbony sy ny Fikarohana ara-tsiansa. Vonona hanatanteraka ny voalaza rehetra ao anati’io sori-xxxxxx io ny Minisitera ary hanitsy ny fomba fiasa rehetra mba hifanaraka amin’izany mba hahafahana mamaly izay rehetra xxxxxx xxxx’ny tsenan’ny asa.
Efa mijery karazan’asa misy eny ifotony koa ny Minisitera amin’izao fotoana izao ka nametraka xxxxxx momba ny asa na “répertoire des metiers” mikasika ny xxxxxx xxxx’ny fifandraisana. Antoka lehibe ahafahana mampifanandrify ny fiofanana amin’ny tsenan’ny asa izany satria hita ao avokoa ireo karazan’asa tokony hataon’ny sokajin’olona samihafa.
Namolavola lasi-panofanana maro koa ny Minisitera mba hifanaraka amin’ireo tsenan’ny asa xxxx xxxx’ny xxxxx-potoana ankehitriny.
Nampahafantarina ny ady xxxx xxxx’ny kolikoly sy ny voka-dratsin’ny zava-mahadomelina koa ny mpampiofana rehetra mba tsy hironany amin’ny fitondran-xxxx tsy mendrika.
Laharam-pahamehana ho an’ny Minisitera ny fanampiana ny isan’ireo xxxx-toeram- pampianarana sy ny fanatsarana ny fampiofanana ny mpampiofana na ny “formation des formateurs”. Teo anatrehan’izany, miisa 600 ny mpampianatra mpanampy noraisina ho mpiasam-panjakana raikitra mba hanampy ireo mpampianatra efa misy manerana an’i Madagasikara.
Rehefa avy nisaotra an-dRamatoa VAVITSARA Xxxxxxxxx Xxxxxxxxxxxxx, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, tamin’ny tatitra nataony, Ramatoa Filoha, nomeny fitenenana indray ny Minisitry ny Mponina mba hahafahany manao ny tatitry ny xxx xxxxxx.
Fiarahabana ny rehetra tahaka ny nataon’ny Minisitra namany teo aloha no nanombohan- dRamatoa SOAFILIRA Princia, Minisitry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampiroboroboana ny Vehivavy, ny fitenenana.
Nambarany fa laharam-pahamehan’ny fanjakana amin’izao fotoana izao ny fanatsarana ny fari-piainan’ny Malagasy tsy vakivolo amin’ny alalan’ny fiahiana ara-tsosialy.
Mba ho fampiharana izany, natao ny tetikasa haraton’aina ka ny XXX (Association Internationale de Développement) no nanome tohana tamin’izany niaraka tamin’ny fanjakana Malagasy. Ny antony, mba hahafahan’ny vahoaka mivoatra amin’ny fiainany na misy aza ny tsy fahampiana.
Mizara tetikasa maro ny FSS na ny “Filet de Sécurité Sociale”. »nisan’izany ny asa avotra mirindra, ka miisa 115 268 ny tokatrano nisitraka izany ary Distrika miisa 21 eto Madagasikara no nanatanterahana azy. »o anatin’izany koa ny vatsin’ankohonana izay naparitaka xxxx xxxx’ny Distrika miisa 23, ka ankohonana miisa 217 228 no misitraka azy teto amintsika.
Ny tetikasa haraton’aina an-tanàn-dehibe kosa dia natao hanohanana ny fiarenan’ny ankohonana xx xx fitsinjovana ny fototra mahaolona ka ankohonana miisa 27 941 no nisitraka izany xxxx xxxx’ny Distrika 3 eto Madagasikara. Ankohonana miisa 632 799 kosa no nisitraka ny asa vonjy voina, ka ireo Faritra nosokajian’ny BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes) fa traboina no nomena fanampiana.
Momba ny tetikasa zara mira, ny UNICEF (Fonds des Nations Unies pour l’Enfance) no xxxx manohana azy ary ny FID (Fonds d’Intervention pour le Développement) kosa no manatanteraka ny asa eny ifotony, ka ankohonana miisa 12 935 no nisitraka izany.
Nanatanteraka Zoma fifanampiana ihany koa ny Minisitera mba hanamaivanana ny fahasahiranana andavanandron’ny mponina tamin’ny alalan’ny fanomezana sakafo masaka, akanjo, fitaovam-pianarana ary fizahana ara-pahasalamana maimaimpoana. Notanterahina manerana ny Faritra 23 eto amin’ny firenena izany, ka tokantrano miisa 279 308 no nisitraka izany.
»nkoatran’ireo, hametraka “Rezistra Sosialy Tokana” ihany koa ny Minisitera mba hahafahana manana antontan-kevitra mikasika ny tokantrano misy eto Madagasikara sy ahafahana mijery mialoha ny olona tokony hisitraka fanampiana na tsia. Ny antony ametarahana io Rezistra dia manamora avy hatrany ny sivana xxxx xxxx’ny fanomezana izany fanampiana izany. »min’ity taona 2023 ity dia tokantrano miisa 60 000 no hampidirina ao anatin’io Rezistra io ary Faritra miisa 5 no hanaovana ny xxxxxxx xxxxxx’ny xxxx hampiharana azy, ka ireto avy izy ireo: Analamanga, Anosy, Atsinanana, Atsimo-Andrefana ary Fitovinany.
Xxxxxxxx ny fifampitondrana amin’ny mahaolona kosa, olona miisa 42 144 izay sokajiana ho marefo na traboina na niharan’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy no noraisina an-tànana manerana ny Faritra 23 eto amintsika, ka ny 75%-n’ireo dia vehivavy avokoa. Izany hoe, hatreto dia ny vehivavy no tsapa xx xxxx ianjadian’ny herisetra.
Nomena fiofanana ireo mpiantsehatra amin’ny fanoherana ny fanaovana herisetra sy ny fanararaotana ara-nofo, Faritra vitsivitsy aloha no nosafidina nanaovana izany. Vokatr’izay, olona miisa 617 no nahazo fiofanana ho fanatsarana ny tolotra amin’ny fandraisana an- tànana ireo niharan’ny herisetra na ara-nofo izany na ara-moraly.
Laharam-pahamehana ho an’ny Minisitera koa ny fanohanana manokana an’ireo vehivavy na ireo fikambanam-behivavy mba hahafahan’izy ireo mandray anjara xxxx xxxx’ny fampandrosoana ny ao an-tokantranony sy eo anivon’ny fiaraha-xxxxxx xxx indrindra ho an’ny firenena.
Momba ny fiarovana ny ankizy sy ny zony, laharam-pahamehana tokoa izany satria ny ankizy no ho avin’ny firenena. Ankizy marefo miisa 47 441 manerana ny Faritra 23 no noraisina an- tànana hatramin’izao sady ampahafantarina miandalana momba ny zony. Nohenoina izy ireo ary nojerena manokana ka 20 851 tamin’izy ireo no nahazo kopia nandritry ny ezaka kopia faobe niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Fitsarana sy ny Minisiteran’ny »titany sy ny Fitsinjaram-pahefana sy ireo ratsamangaika eny ifotony.
Miisa 275 758 ireo ankizy nisitraka ireo tolotra fototra ara-tsosialy teny anivon’ny fiaraha- xxxxxx ao anatin’ny fanatanterahana ny fandaharan’asa haraton’aina xxxx xxxx’ny Faritra. Miisa 50 ireo akany nomena fahazoan-xxxxxx vonjy maika hahafahan’izy ireo mandray ireo ankizy niharan’ny herisetra.
»nkoatran’ireo asa mivaingana mikasika ny vehivavy sy ny ankizy, maro ireo asa an-dalam- pahavitana, ka anisan’izany ny volavolan-xxxxxx lasitra momba ny fitovian-xx xx an’ny xxxx xx vavy (égalité homme femme), eo ihany koa ny fijerena ny politika mikasika an’io fitovian- jo io.
Ho an’ireo zokiolona kosa, miisa 112 753 izy ireo no nisitraka tohana ara-tsakafo sy fitaovana ahafahany mampidi-bola, nisy koa fizarana fitafiana sy bodofotsy ary tolotra ara- pahasalamana ho azy ireo.
Xxxx xxxx-toerana iray natsangana natokana handraisana ireo zokiolona xx xxxx’ny Distrikan’»ntananarivo Atsimondrano, mba hahafahany mahazo torolàlana indrindra mikasika ny fananan-xxxx xx tolotra ara-pahasalamana ary toerana ahafahana mivory ihany koa.
Mikasika ny fampiatiana ny olona manana fahasembanana sy ny zokiolona kosa, hisy ny fampifanarahana ny lalàna laharana faha-97-094 mikasika ny zon’ireo manana fahasembanana amin’ny “convention internationale sur les droits des personnes handicapées”. Hatao ny fanatsarana ny volavolan-xxxxxx momba ny fampivoarana sy fiarovana ny zon’ny zokiolona, ka hisy ny fakana sosokevitra avy amin’ireo Minisitera hafa alohan’ny hampidirana ny volavolan-xxxxxx xx xxxx’ny Filankevitry ny Governemanta.
Rehefa avy nisaotra an-dRamatoa SOAFILIRA Princia, Minisitry ny Mponina, ny Fiahiana ara- tsosialy ary Fampiroboroboana ny Vehivavy, Ramatoa Filoha, nomeny fitenenana farany Xxxxxxxxxxx Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny »xxx-panjakana ary ny Lalàna Sosialy.
Fisaorana an-dRamatoa Filoha, tamin’ny fanomezana fitenenana azy no nataon’Xxxxxxxxxxx RIVOTIANA Xxxxxxx Xxxx Xxxxx, Minisitry ny Asa sy Fampananan’asa, ny »xxx-panjakana ary ny Lalàna Sosialy voalohany ary taorian’izay niarahaba ny mpivory koa ny xxxxxx.
Nambarany xx xxxxxx telo miavaka tsara ny andraikitry ny Minisitera sahaniny. Ao ny asa sy lalàna sosialy, ao ny fampananan’asa ary ao koa ny asam-panjakana.
Marihana fa nisy ny zava-xxxx xxx aloha ary misy koa ny mbola hotohizana amin’ity taona
2023 ity.
Nomarihany fa mpikambana vaovao ao anaty Governemanta ny xxxxxx, tsy atao sakana anefa izany satria tsy maintsy misy ny fitohizan-draharaham-panjakana, ka hanao izay tatitra izay no ahatongavana eto.
Mikasika ny fampiharana ny fanjakana manakaiky vahoaka, nanao fanorenana trano vaovao ho an’ireo Talem-paritra xxxx xxxx’ny Faritra vitsivitsy ny Minisitera. Xxxx xxxx’izy ireny no efa notokanana, xxxx xxxx ny hotokanana amin’ity taona 2023 ity.
Momba ny fampitaovana, hanome fiara 4x4 ho an’ireo olona miasa amin’ny “Direction Régionale” ny Minisitera satria izy ireny no manara-maso ny asa rehetra sady mandeha lavitra no ratsy koa ny ankamaroan’ny làlana. Ireo fiara ireo no heverina fa fitaovana azo anatanterahana izany asa izany; ohatra, ny fanaterana ny taratasy momba ny asam- panjakana hialana amin’ny fisian’ny “fonctionnaire fantôme”.
Xxxxxxxx ny asa sy ny lalàna sosialy indray, nisy ny fidinana ifotony tamin’ny orinasa maro mba hijerena ny zon’ny mpiasa. Ohatra amin’izany tany Antsiranana, xxx xxxx’ny orinasa SECREN, tany Fianarantsoa, xxx xxxx’ny orinasa Xxxxx’ny Betsileo.
Marihana fa matetika koa ny Minisitera no mandray fitarainana avy amin’ireo “zone franche” mampiasa olona marobe eto amintsika. Noho izay fitarainana voaray izay, nisy ny fitsiriana natao tamin’izany. Tsapa taorian’izay fa misy ny tsy fanajana ny zon’ny mpiasa amin’ireny toeram-piasana ireny. Efa nandray ny andraikitra tandrify an’izay ny Minisitera ary mbola mitohy izany amintsika miteny izao.
Tamin’ny fidinana xxxx xxxx’ny Faritra »tsimo, nisy ny fijerena ireo zaza tsy ampy taona maro mandeha miasa amin’ireny “carrières” fitrandrahana vato ireny. Niara-niasa tamin’ny Minisitera tamin’izany ny ONG PAC (Paix et Action Concrète) nampahafantatra fa voararan’ny lalàna ny fampiasana azy ireo. Izany hoe, nanao fanentanana ireo olona mba tsy hampiasa an’ireo ankizy ireo intsony.
Nahitana orinasa miisa roa mamboly sy mikarakara taretra koa tany Amboasary Atsimo, nanaovana fitsirihana izy ireo satria nikatona tampoka ny orinasa izay nampiasa olona an’arivony. Niara-nijery vahaolana tamin’ny tompon’ny orinasa ny Minisitera hanokafana indray azy ireo mba hiverenan’ny asan’ny mponina amin’ny laoniny. Mbola miandry izay vokatry ny fifampidinihana izany isika hatramin’izao.
Mikasika ny fanatsarana ny tontolon’ny asa sy ny fari-piainan’ny mpiasa, hisy volavolan- xxxxxx momba izany ho tonga eto amin’ny »ntenimierampirenena tsy ho ela, ka hiara- handinika azy ianareo Solombavambahoaka sy izahay avy amin’ny Minisitera. »min’ny ankapobeny, mikasika izay tontolon’ny asa izay, momba ny fahasalamana sy ny fiarovana ny mpiasa xx xxxx’ny asa ataony no xxxx voaresaka xx xxxx’io “convention” izay ho avy eto amin’ny »ntenimierampirenena io.
Momba ny lalàna mifandray amin’ny asa izay ihany, nisy didim-panjakana samihafa navoaka mikasika ny hampiakarana ny karama farany ambany eto amintsika.
Mikasika ny fampananan’asa indray, nojerena manokana ny vehivavy amin’ny ankapobeny, ny reny mananon-xxxx xxx ny xxxxxx xxxx’ny alalan’ny fampiofanana omena azy ireo. Marihana xx xxxx ny sekoly miara-miasa amin’ny Minisitera amin’izany fanomezana fampihofanana izany, toy ny vondrom-pampianarana ACCEM sy UCM na ny “Université Catholique de Madagascar” sy ireo vondrom-pampianarana hafa misy eto amintsika.
Raha ny asam-panjakana indray no asiana teny, anisan’ny laharam-pahamehan’ny Minisitera iadidianay ny fampiharana ny rindran-damina na ny “AUGURE” mba ahitana ny xxxx isan’ny mpiasam-panjakana miasa xxx-xxxxxx xxxxxx eto Madagasikara. Misy koa ireo mpiasa heverina fa “fantômes” kanefa rehefa jerena, hita fa ny fanjakana mihitsy no tsy nampiasa azy ireny kanefa tokony hitondra soa ho an’ny firenena ny asa ataon’izy ireo.
Tombony amin’ny fampiasana an’io rindran-damina io ny fametrahana “compte agent” izay ahafahan’ny mpiasam-panjakana rehetra mijery ny momba azy amin’ny alalan’ny finday amin’ny fotoana sy toerana rehetra tiany ijerena izany. Natao ny fampiasana azy io mba tsy hialan’ny mpiasam-panjakana ela loatra amin’ny toeram-piasany, toy ny mpitsabo na mpampianatra, amin’ny fikarakarany ny taratasy momba azy. Noho izay antony izay, voatery miandry ny fiverenany vao afaka misitraka ny raharaha ilainy ny olona ary miteraka voka- dratsy xx xxxx’ny asa ny tsy maha xx xxxx’ny toeram-piasana an’ireo mpiasam-panjakana ireo.