FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA AMIN’NY TANTSAHA
FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA AMIN’NY TANTSAHA
Tanjona : Fanatsarana ny voka-pambolena sy fiompina
Ity fifanarahana ity dia mampifamatotra :
Andaniny ONG Vétérinaires Sans Frontières izay misahana ny fanapariahana ny fomba famokarana mikajy ny tontolo iainana amin’ny faritra avo toerana manodidina ny fivondronampokotanin’i Manakara (VSF PPSE Manakara),
Lot 4 D 177 bis, Tanambao-Ombimena – BP 71 – Manakara 316,
xxxxxx’Xxxxxxxxxxx , tekinisianina VSF xxxx
Xx
Andriamatoa…................................................................................ tantsaha xx xxxx’ny kaominina
………………….. fokontany ……………………………
1 - Ny VSF PPSE Manakara dia manaiky fa :
- Mametraka an’ Xxxxxxxxxxx ………………………, teknisiana voaofana sy manana traikefa xxx xxxxxx xx xxxx’ny kaominina ……………….
- Manentana momba ny fomba famokarana mikajy ny tontolo iainana (xxxx xxxxxxx, fanaovana kaomposta, …) xx xxxx’ny voly maharitra (kafe, jirofo, …), xx xxxx’ny fambolena hazo fihinam- boa, xx xxxx, ny voly traka sy ny ahitra sakafon’omby.
- Hanofana an’Andriamatoa mba hanaraka ny teknika vaovao
- Hanofana an’Xxxxxxxxxxx ……………………… xx xxxx’ny fifidianana sy fitsaboana ary fitehirizana ny xxxxx-xxxx
- Xxxxxxxx an’Xxxxxxxxxxx……………………….. momba ny fitantanana ny toeram-pambolena ahitr’omby sy ny fanatsarana ny valan’omby
- Xxxxx xxxxxx-hamaso ara-teknika ara-potoana sy hentitra ny toeram-pambolena eo ampanombohana ka mandram-pioty ny vokatra
Ny xxxxxx-hamaso dia ataon’ny Teknisianina sy ny Teknisianina mpanaramaso
- Manampy amin’ny fidirana ho mpikambana xx xxxx’ny TIAVO, manamora ny fikarakarana ny fangatahana sy ny fanekena findramam-bola xx xxxx’ny TIAVO.
- Xxxx’ny tantsaha mpiara miasa vaovao (fotoam-pambolena voalohany), mampidrana kojakojam- pambolena (xxxxx, zezika, fanafody) izay haverina vola iray volana aorian’ny fiakaran’ny vokatra (azo atao ny mamerina io vola io mialoha), miaraka amin’ny zana-bola 3% isam-bolana.
2 – Andriamatoa dia manaiky fa :
- Hanome ny fampatsiahivana rehetra mety xxxxxx xxxx’ny fanaraha-maso mendrika.
- Hanoro ny tanjona ho tratrarina ara-xxxx xx famokarana.
- Hanapakevitra ny amin’ny voly tokony hovolena rehefa avy nodinihana niaraka tamin’ny Tekinisianina.
- Hanaja ary hanaraka ny torohevitry ny Tekinisianina sy fepetra momba ny fambolena
- Hanaraka antsakany sy andavany ny fepetra xxxxxx xxxx’ny fanatanterahana ny asa (sotro, rakotra,
...) sy ny fanarahana ny fotoam-pambolena (fe-potoana anaovana ny fambolena).
- Ny tanimboly dia tokony ho voavoly mandavataona.
- Ampifandimbiasina ny voly boribory xxxxxx xx lavalava xxxxxx.
- Ampandrenesina ny Tekinisianina raha misy ny olana (fahasimban’ny voly, olana xx xxxx’ny mpiara-xxxxxx, ).
- Hanaja ny fotoana iraisana (fivoriana) na manokana (fanaraha-maso ataon’ny Tekinisianina).
- Handray xxxxxx xxxx’ny fiofanana sy fampisehoana mba ho fifanakalozana traikefa.
- Handray xxxxxx xxxx’ny fanamboarana kaomposta (zezika) ho fanatsarana ny vokatra.
- Handoa ny vola vidin’ny kojakojam-pambolena eo ampandraisana izany.
Na koa azo atao ny mindrana ny vola xxxxxx xxxx’ny TIAVO na orinasa mpampindram-bola hafa.
Xxxx’ny tantsaha miara miasa amin’ny AVSF vaovao irery ihany (fotoam-pambolena voalohany) dia azon’ny AVSF atao ny mampindrana ireo kojakoja izay haverina vola iray volana aorin’ny fiakaran’ny vokatra miaraka amin’ny zana-bola 3% isam-bolana.
- Hamerina ny vola nampindramin’ny AVSF hamonjena ny fotoam-pambolena rehefa azo ny vola navoakan’ny TIAVO raha misy fahatarana ny fikarakarana ny taratasy findramam-bola.
Fampidramana xxxxx-xxxx, fanafody ary zezika simika :
Raha toa ka mifanaraka fa hindrana masomboly, na fanafody na zezika xxxxxx xxxx’ny VSF ny mpamboly (fampidramana tsy xxxxx tombony) dia tsy maintsy manaiky fa hamerina ny vidin’ilay masomboly, fanafody na zezika simika nindraminy amin’ny fotoam-piotazana (30 andro aorian’ny fiotazana farafahatarany).
Tapaka avy hatrany ny fiaraha-miasa amin’ny tantsaha tsy mamerina ny vidin’ny xxxxx-xxxx, fanafody na zezika simika nindraminy.
Faharetan’ny fifanekena :
Ity taratasy fifanekena ity dia soniavina ho an’ny fotoam-pambolena iray, xxxxx-xxxx avy hatrany ho amin’ny fotoam-pambolena manaraka rehetra ny fifanekena raha mbola vonona ny andaniny sy ny ankilany ny hitohizan’ny fiaraha-miasa.
Fahatapahan’ny fifanekena :
Tsy maintsy mampadre ny andaniny ny ankilany raha maniry ny hampijanona ny fiaraha-misa, ka izany dia tsy maintsy eo anelanelan’ny fotoam-pambolena xxx xx tsy eo antenatenan’ny fotoam-pambolena iray. Raha ny xxxx xxxx’ny andaniny sy ny ankilany no tsy manaja ny iray na maromaro amin’ireo fepetra ireo dia tapaka avy hatrany ny fifanekena ary koa anaovana taratasy hanamarihana ny fahatapahan’ny fifanekena xx xxxx’ny fiaraha-miasa.
XXXXX
Xxxx’ny VSF PPSE Manakara, Xxxxxxxxxxx…………………………………..
Xxxxxx’ny Chef de projet Tantsaha xx xxxx’ny kaominina ,
Mme Xxxxxx XXXXXX fokontany ……………………………………
Xxxxxx’ny Tekinisianina mpanara-maso
Xxxxxxxxxxx Xxxxxxxxxxx RAKOTOZAFINIRINTSOA
Xxxxxx’ny Tekinisianina
Natao teto ……………………, ny 2004